mampalahelo ny toetsaintsika malagasy

1. lehilahy ( 19/05/2007 08:07)
fahiny narary ery ny fo sady nalahelo raha nahita olona ambony, na olomalaza eny na olotsotra iray nanao ny tsy mety, nandika lalàna, namono olona, kanefa dia indro fa mbola miriaria eny @ fiarahamonina ka afamanao izay danin'ny kibony hatrany...
hoy isika t@zany we:
- tsita e.... tsy maty manota ireny e,
- colonel ny dadaniny olona iny e,
-vinantondratsiraka iny e,
- avan'ny deba reny e,
- zanaka minisitra iny e,
- olona ambony reny e
- wawawawa eeeeee......

ankehitriny anefa raha vao mba misy tratra ireo tsy mpanaradalàna de ahoana hoy isika????

- Azafady hoe!
Mba misy afaka manazava @ izay ve hoe inona no anton'izao fandroahana lava izao ?
mistery sa lolompo?

- tsisy amnistie sainte mihitsy izany?

- Tsy rariny ny fandroahana olona toy ny fako n'aiza n'aiza.
- tsy rariny kosa ny atao @ roland ratsiraka e!
- resaka politika ny gl fidy, pety, davida rajaona, kotiti ...................8O8O8O


de inona iany zany no tena marina? sa ze tiantsika ihany no tena marina???
tokony mba misaina alou angamba vao manao zavatra sy miteny e? manjary lasa entipo fotsiny..
répondu par Jeankely le 23/05/2007 10:45
2. Fiffi ( 19/05/2007 09:52)
iza no entim-po ?
3. pissoa ( 19/05/2007 10:07)
lehilahy : tsy hoe ze tiana ... fa tokony misy "mandroaka tena" koa, dia "managadra tena", dia "manenjika tena" ... :oops::lol:
4. xxx ( 19/05/2007 14:02)
de tsapa tena tsara amin'zay hoe rainy e! Tsy rariny e!

De aza miwawawawa aty tena.
Bisous pissoa an!
5. ikalapeta ( 19/05/2007 14:59)
lehilahy> hummm,:lol:
6. piste ( 19/05/2007 16:15)
SAo dia ianao no tokony hisaina. Aza généralisé-na ohatr'io ny tranga misy.
Raha manan-tsaina mandinika ihany ianao dia hainao ny manavaka ny cas ny P. Urfer sy ireo mpanao pòlitika sasany. Raha manan-tsainao dia hainao ny manavaka ny hoe antsojay pòlitika sy ny fahamarinana. Ampitovio kely hoe ny cas n'i Rolland R sy Naivo Rahamefy : samy ben'ny tanàna ny iray nazava be ny halatra natao ny iray mbola tadiavina( mba tsy ilazana hoe : hamoronana) porofo.
Sssh sao lava loatra, mbola ao koa ny abus ataon'ny Groupe Tiko
7. daomania ( 19/05/2007 16:24)
ahitsiko kely : tsy toetsaintsika malagasy fa toetsain'ny sasany amintsika.
Efa ampy ny fanaratsiana sy fanambanian'ny mpanjanaka hatramin'izay.
Efa ny ankamaroan'ny malagasy no miezaka mivoatra ary misy ihany koa ireo tsy nipempo mihitsy fa nijoro hatrany, sans complexe, manandrata ny soa-toavina malagasy.
Saingy misy foana ny fandoto iray tandroka, tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra kanefa atao ahoana samy manana ny adalany daholo ny firenena rehetra.
Ny maha hafa ny amintsika dia izao : ny adala ny antsika no tena midradradradra fa ny endry mody voky !
8. lamie ( 19/05/2007 16:52)
nalahelo tsy nahateny ny gasy nahita ny nataon'ny sasany t@ andron'ny fitondrana teo aloha,tsy nisy afa-nanaotra fa dia njery fotsiny no azo natao,nanaiky ny tranga samihafa :famonoana,fangalarana,ny tsy rariny moa b db,matimatfoana ny havana, ny sakaiza,samy mahalala isika,@ zao fotoana zao nisy sahy mijoro @ lalàna dia lazaina hoe ratsy io olona io,inona ihany no tadiavintsika e?dia tena avela hanao ny tsy mety mandrakizay ve ny sasany?rehefa tsy tia ny malagasy dia ny mody any @ taniny no tsara ireny olona ireny, ampy izay, efa b no vita,eo koa sady manosihosy ny firenen'olona no manambany ,mamitaka sns sns!
9. Jeankely ( 23/05/2007 10:45)
Ny fanaovana ny rariny sy ny mety hampandroso dia an'ny tsirairay fa ny fanenjehina ny mpangalatra kosa an'ny mpanao lalana. Izay tsy manao tsara ny tandrifiny hita miavaka eo ihany. Tsy ny tsy mety hataon'ny hafa no arahina na mahatonga anao hanao tsy mety koa. Izay manandrify anao ataovy tsara ary tsy tokony hifandrombaka andraikitra. Ny asan'ny Police rehefa manao izy dia hoy ny toe-tsaina zatra ratsy hoe io indray Ingahy Police fa "HANOTRA". Miditra amin'ny tsy andraikiny tsy mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085