Apres les pierres , le feu

1. bazylou ( 18/05/2007 21:41)
""Les manifestants de Toliara ne se contentent plus de saccager les boutiques et les étals. Des maisonsd'habitation de "" mpiavy"" auraient été également incendiées dans la cité du soleil,. Ce serait aussi le cas de quelques bungalows appartenant à des "" mpila ravinahitra"" sur le site touristique d'ifaty.""

hoy i hebdo
répondu par pelaka2000 le 24/12/2009 13:22
2. diamondra27 ( 19/05/2007 06:33)
tsy mety wa zany manimba zavatra zany
:(:(:cry::cry::cry:
3. Fiffi ( 19/05/2007 09:53)
mampalahelo......
4. agoago ( 19/05/2007 10:14)
Professeur Randrianasolo mivady koa aza nisy nanafika namono, nasiana ttasy tao amindry zareo hoe "tsy maintsy mody ny mpiavy". Adala mihintsy samy malagasy tompon'ity madagasikara ity,ve dia hifanao an'izany.
5. ikalapeta ( 19/05/2007 14:57)
(l)merci tam info, bazylou !
6. bazylou ( 19/05/2007 16:44)
Tsy misy fisaorana ry izy mianakavy e:lol:
7. vakiniadiana ( 19/05/2007 20:07)
ary ise toa ohatra ny faly 2 izany?
8. pelaka2000 ( 24/12/2009 13:22)
efa taty izy hay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799