oia zaho mino
1. diamondra1201
(
17/05/2007 18:12)
manakory iaby!
mba mitady ny tonin'io hira io azfdy
mba mitady ny tonin'io hira io azfdy
répondu par Fiffi le 18/05/2007 19:01
2. Fiffi
(
17/05/2007 18:17)
tongasoa aloha diamondra1201....(niampy indray ny diams...:)) namana tena vao2 vao niditra androany ....de mazotoa mi-forum...de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao....:) (ho tadiavina kely aloha le hira...)
3. diamondra27
(
17/05/2007 18:23)
:D
karakoly laolo, ino vaovao -nao?
Viavy anô io sa lilahy?
hiranjovy ra volaninaô io?
Tena tonga de niampy be de be le grady klé:-P:-P
bizbe alou e!:-*:-*
karakoly laolo, ino vaovao -nao?
Viavy anô io sa lilahy?
hiranjovy ra volaninaô io?
Tena tonga de niampy be de be le grady klé:-P:-P
bizbe alou e!:-*:-*
5. pissoa
(
17/05/2007 19:23)
Sao ilay hoe :
'Zaho mino an'Andriamanitra e,
Zanahary mahefa ny raha jiaby e !
Tokana, olona telo ô
Ray, Zanaka sy ny Fanahy eee
'Zaho mino ôia !
'Zaho mino an'Andriamanitra e,
Zanahary mahefa ny raha jiaby e !
Tokana, olona telo ô
Ray, Zanaka sy ny Fanahy eee
'Zaho mino ôia !
7. sitlo
(
17/05/2007 19:35)
fa nga moa tsy hoe:
'Zaho mino an'Andriamanitra
Ray, Zanaka sy Fanahy
Andriamanitra tokana
Tokana olona telo
ôia 'Zaho mino ôia
'Zaho mino an'Andriamanitra
Ray, Zanaka sy Fanahy
Andriamanitra tokana
Tokana olona telo
ôia 'Zaho mino ôia
9. sitlo
(
17/05/2007 20:26)
za koa ary tsy mahay fa mpandeha amin'ny radio don bosco ilay izy dia lasa tadidididiko. :oops::oops::oops::-D;-)
10. Stretch
(
17/05/2007 20:40)
de mba hanaovy jingel radio don bosco kely ary hoe za mandra pivôka ilay tonokira :-D :wink:
14. Stretch
(
17/05/2007 21:18)
ary le hira angatahany diam amzay alefa fa tezitra eo ndray ny mpiforum :P
io ndray stretch sy Sitlo :°)
io ndray stretch sy Sitlo :°)
