Fiangaviana ho an'i Angovo na OceaneBlue

1. faha80 ( 16/05/2007 14:01)
Rehefa nandinika ny mpiserasera eto aho dia mieritreritra fa iray @ nareo ireo no afaka mamaly ny fangatahako satria mitovy feeling na goût amiko raha hira no resahina ka raha mba azonareo hatao dia mba managataka ny parolen'ireto hiran'i Rolly ireto aho, Rolly dia tao @ ORO niaraka t@ i Nono sy Harly Rajaobelina sy ry Solo tany @ taona 1980 tany ka dia misaotra idd @ fiaraha-miasa tompoko

Atolotro anao
Tsy manan-kolazaina
Tsy kitay tsy vary maina
Ity hira tsotra ity.............

sy ilay anakiray hoe:

Fa ny raho-mitataho
Orana mitraho
Hatsiaka be mamirifiry
Lamba tsisy firy................


répondu par faha80 le 19/05/2007 10:22
2. caprio ( 16/05/2007 21:42)
tsy dia haiko loatra io hira io fa za tena anisan'ny mankafy an'i nono ary t@izany fankafizako azy zany indrindra no nahafantarako fa misy ny hiran'i Rolly izay hirainy ankehitriny anisan'ireny ilay hira we:kiaky ny manina,izay nohirain'i njakatiana moa izy taty aoriana ary androany za zao vao mahafantatra we niaraka tao @zany ORO zany ry zareo, de io solo io ve ilay solo ankehitriny mihiran'ilay we:asambarana sa solo hafa?za mantsy mba te ahafantatra ny momba an'i nono koa izay mahalala bebe kokoa momba azy dia mba resaho eto fa mahaliana ahy,dia miala-tsiny indrindra @nao aloha ra faha80 fa tsy dia haiko io hira io
3. faha80 ( 18/05/2007 09:09)
Caprio

Tany ho any @ taona "80" tany dia nisy artiste vitsivitsy niaraka tao @ Groupe iray atao hoe ORO ka ireto no tadidiko tao : Harly Rajaobelina,Rolly , Nono[t@ namapalaza an'i Hoy ianao sy Ialahy sy Lasa aho] , Solo [Hasambarana arak'ilay voalazanao ary t@ zany koa no nihirany ny hiran'i Bessa maro be], Mamy Ralaivita [ilay nihira hoe : Tanalahy nahazo loka RFI t@ taona 1981 na 82 angamba]
Toa samy nandeha irery ry zalahy taty aoriana ka tsy fantatra itsony na namela ny maha-mpanaknto azy na tsia, fa i Nono aloha mbola henoko manao concert indraindray , i Solo koa henoheno ihany fa i Rolly no tena mba ilako vaovao ary mangataka ireo tononkira 2 ireo @ izay mahay azy
4. caprio ( 18/05/2007 11:30)
Faha80:misaotra betsaka anao fa aleo anotaniako ry zalahy zay mety mahay an'io hira io sy ny momba an'i Rolly de alefako eto hiany
5. faha80 ( 19/05/2007 10:22)
Misaotra anao Caprio fa tena namana mahafinaritra tokoa ianao, dia miandry anao izany é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685