fa maninona ary?
1. cute
(
15/05/2007 05:25)
misy ny olona indray2 rehefa tezitra @zavatra iray izy d maha tezitra azy daholo ny olona rehetra,fa maninona ary?zavatra ohatra ohatran`izao no resahina ato tsy haiko raha hevitra mety fa mba sosokevita e!!ahitana fanotanina sy valiny zany e!!!
répondu par cute le 16/05/2007 05:29
2. fasaly
(
15/05/2007 06:21)
aiza alou no ahitàna an'io ry cutie????
tsy mahatàna ny fahakizitinany izy de ny ou rehetra no riatany betraka ny otrzay fa tsy valina fotsiny de milam waz hihihi

3. pissoa
(
15/05/2007 06:28)
hi hi ! i cute io fa tsy i cutie :-D
Angamba tsy hoe tezitra amin'ny olona rehetra indray no fandraisako azy, fa hoe hitan'ny olona rehetra fotsiny ny fahatezerany. Normal be, toy ny olona faly ihany, hitan'ny olona rehetra ny hafaliany ...

4. Fiffi
(
15/05/2007 06:35)
humm......tezitra ve zah de narao rehetra ato no anaovako hakizitina ? :roll:
5. malalatinasoa
(
15/05/2007 07:03)
Efa hakizitinana mihintsy io. Za manko dia manao an'izany, sady efa kopy daholo ny manodidina, soa ihany fa tsy matetika. Rehefa misy olona manome fanafintohinana iny ka mbola tsy afaka ny foko dia toa ny mahasorena daholo ny olona rehetra. Dia lasa masiaka manao teny maharay be @ izay fotoana izay.
Ny fanaovako azy dia mandeha any @ toilette aho raha any am-piasana, na miditra ao @ chambreko mitady fahanginana kely isaintsainana (2minitra eo). Raha @ iny no mbola arahina koa dia :twisted::twisted::twisted::lol::lol:, raikitra ny gidragidra.

6. majakely
(
15/05/2007 08:57)
za koa otrizany ,miezaka ihany za mba tsy ho ho voan'ilay vokatrin'ny hatezerako le assany ^mais bon,
matetika za mampitandrina hoe :tsy metimety za io fa tandremo ny fomba firesaka amiko ,rah mbola manirikiry anah manaraka anah eo de riatako ataoko mintsy hihihi na de tsy tokony ho izay aza satria ila yolona indraindray te hanampy ahy fotsiny :twisted:

7. Fiffi
(
15/05/2007 10:30)
humm.....mba maitrizéna le fahatezerana de mba tsy hasiana fihatraikany am olon-kafa fa mba mijaly kosa ny olona koh !
8. malalatinasoa
(
15/05/2007 13:18)
Fiffi:
humm.....mba maitrizéna le fahatezerana de mba tsy hasiana fihatraikany am olon-kafa fa mba mijaly kosa ny olona koh !
Ny ideal dia izay, fa mbola hianarana ilay izy.
9. fanaina
(
15/05/2007 13:33)
Mpandefa : cute [ Valio ] 15-05-2007 07:25:40eny anky ko izhao koa dia manotany tena mihintsy!!
Lohateny : fa maninona ary?
misy ny olona indray2 rehefa tezitra @zavatra iray izy d maha tezitra azy daholo ny olona
10. cute
(
16/05/2007 05:11)
fasaly:
aiza alou no ahitàna an'io ry cutie????
tsy mahatàna ny fahakizitinany izy de ny ou rehetra no riatany betraka ny otrzay fa tsy valina fotsiny de milam waz hihihi
zay ary le hoe aza afangaro anh!!!
ka mba mandratra fo anie ry fasaly le tezitezerana e!! nefa ianao tsy naninona akory!!
11. cute
(
16/05/2007 05:13)
pissoa:
hi hi ! i cute io fa tsy i cutie :-D
Angamba tsy hoe tezitra amin'ny olona rehetra indray no fandraisako azy, fa hoe hitan'ny olona rehetra fotsiny ny fahatezerany. Normal be, toy ny olona faly ihany, hitan'ny olona rehetra ny hafaliany ...
misaotra nanitsy e!!
no ny tiako lazaina hoe tena ahitany cote negative daholo izay ataon`ny olona rhetra rehefa izy no tezitra,ohatrany hoe mila vaniny v sa...?
12. cute
(
16/05/2007 05:14)
Fiffi:
humm......tezitra ve zah de narao rehetra ato no anaovako hakizitina ? :roll:
mety hoe tsy ianao anie e!! fa tena betsaka ny olona ohatran`izany!!
13. cute
(
16/05/2007 05:19)
malalatinasoa:
Efa hakizitinana mihintsy io. Za manko dia manao an'izany, sady efa kopy daholo ny manodidina, soa ihany fa tsy matetika. Rehefa misy olona manome fanafintohinana iny ka mbola tsy afaka ny foko dia toa ny mahasorena daholo ny olona rehetra. Dia lasa masiaka manao teny maharay be @ izay fotoana izay.
Ny fanaovako azy dia mandeha any @ toilette aho raha any am-piasana, na miditra ao @ chambreko mitady fahanginana kely isaintsainana (2minitra eo). Raha @ iny no mbola arahina koa dia :twisted::twisted::twisted::lol::lol:, raikitra ny gidragidra.
misaotra anao nanome ohatra e!!dia ianao v tsy mahatsapa hoe tsy ny olona rehetra anie no nahatezitra anao e!!d raha manao izay andratran`ny fony sasany ianao d inona no tombotsoa?nefa anie izy tsy naninona akory e!!!
bon idee kosa aloha le mitokana kely e!! @zay mba miala le :evil:!! fa tsy tokony hisy hanaraka kosa aloha e!!zay d marina satrai @ iny ianao no mihezaka miverina @ temps normale ndray!!
14. cute
(
16/05/2007 05:22)
majakely:
za koa otrizany ,miezaka ihany za mba tsy ho ho voan'ilay vokatrin'ny hatezerako le assany ^mais bon,
matetika za mampitandrina hoe :tsy metimety za io fa tandremo ny fomba firesaka amiko ,rah mbola manirikiry anah manaraka anah eo de riatako ataoko mintsy hihihi na de tsy tokony ho izay aza satria ila yolona indraindray te hanampy ahy fotsiny :twisted:
bon idee aloha le mampitandrina e!! fa mba mila tolerena ihany le fahatezerana indray2 satria tena misy fihatraikany @ manodidina ny acte ataonao!! mais si non raha le olona naha tezitra anao no anaovanao izany d maraina ny anao!!;-)
15. cute
(
16/05/2007 05:24)
Fiffi:
humm.....mba maitrizéna le fahatezerana de mba tsy hasiana fihatraikany am olon-kafa fa mba mijaly kosa ny olona koh !
=D zay no mba tiako ampitaina e!! satrai indray2 koa anie ianao mba ho tratran`izany e!! d tokony ataonao @ toeranle olona fotsiny ny toeranao hoe raha tezitra koa ity olona ity d manao an`izany ahy ho zakako v?
merci fiffi!!izay no tiako ampitaina e!!
16. cute
(
16/05/2007 05:28)
malalatinasoa:
Fiffi:
humm.....mba maitrizéna le fahatezerana de mba tsy hasiana fihatraikany am olon-kafa fa mba mijaly kosa ny olona koh !
Ny ideal dia izay, fa mbola hianarana ilay izy.
:-* tsara rehefa mihezaka e!! fa inona marina aloha no mahatonga izany e? hoe tezitra @ olona 1 v ianao d le monde entier no maha :evil:?ary ianao anga tezitra matetika? za wa mahagaga ana mintsy fa izaho tsy mba d tezitra izany e!! fa na tezitra ary za d vety2 d afaka,raha tsy hoe anga hoe tena loza b mety mitomany maharitra kely fotsiny za d afaka!!:snif:,fa avy eo aloha za mba mila fanazavana @le olona ihany e!!
17. cute
(
16/05/2007 05:29)
fanaina:
Mpandefa : cute [ Valio ] 15-05-2007 07:25:40eny anky ko izhao koa dia manotany tena mihintsy!!
Lohateny : fa maninona ary?
misy ny olona indray2 rehefa tezitra @zavatra iray izy d maha tezitra azy daholo ny olona
zany nge wa e!!???:?: