kiki-taolana
1. diamondra27
(
12/05/2007 17:04)
mahasalama ve ny mikiky taolana
taolan'akoho (elany)
taola-trondro
taolan'omby misy tsoka
travers na kisoa
de inona ny tianareo?
aty andafy tsy misy mikiky taolana fa menatra ngamba sa tsy mahasalamana?

répondu par anjaran3 le 06/06/2007 04:01
2. karinah
(
12/05/2007 17:47)
tsy mahasalama hoe akia diam ny rehako a, le sakafo omena le biby tsy sain (chimik be koa) dia anefa any @ taolana ny tena mihandrona; ????:wink:
3. fasaly
(
12/05/2007 18:25)
hoy i diamondra
de inona no tianareo?
izaho kosa aloha miady ny be taolana foana tany madà satria tiko ny mikiky taolana ....mifika taolana indrindra ilay tsoka be tsoka be ireny...
tsy misy hoe mahasalama na tsia fa rehefa mba aty andafy de mba mi s'adapte e! tsy fombandreo ny mikiki taolana fa mahamenatra dia mba tsy hatao izany..dia lasa tsy zàtra itsony8-)

4. xxx
(
12/05/2007 18:36)
karinah:
tsy mahasalama hoe akia diam ny rehako a, le sakafo omena le biby tsy sain (chimik be koa) dia anefa any @ taolana ny tena mihandrona; ????:wink:
??? Io tena mahasalama fa calcium pur koa!
Izay azo hatelina dia hatelina rehefa mitsako taolana.
Toro hevitry ny dokotera io fa raha te hiaingitraingitra ianareo dia ...
Izaho aloha dia mifika taolana e! Ny cousin-ko vazaha mifika taolan'akoho tsy misy olana mihintsy ary raha tsy fiahina ny taolana @ akoho dia ny filiet sy ny cuisse ve dia arianareo ny hafa??
5. karinah
(
12/05/2007 18:48)
:o :-D izaho tsy miteny ny mifanohitra fa mapihintsna volo hoe ny fikarepohina toalana:x, satria tsy mitovy ny sakafo hoanin'ilay biby sy ny any an-dafy sy ny any mcar :? , de tsy de tsara :x
zaho mikarepoka tolaona ny elatr'akoho ka in 8O? :miam: :? 8-)

6. karinah
(
12/05/2007 18:51)
saingy zah tsy mahazaka menakabe ny troka hiany no tsy hoaniko :^):^)8-)
7. Rafotsy
(
12/05/2007 19:58)
Nareo koa mampimé !
Zah dia tia mikiky tolana koa ! Satria zah moa no mandidy manapaka ao an-dakozia , ny akoho dia découper toa ny any vaza dia ny carcasse ahy samy irery , en plus rehefa manao poulet roti aho , ilay poulet fermier izany dia macérer ko kely @ huile d'olive , sel ,poivre , paprika , piment d'espelette , ail haché , ka tena matsiro ! Rehefa manao akoho ny zanako vavy dia hampiriminy ho ahy ilay carcasse ! Ny belle fille ko indray rehefa manao gigot izy dia an'i belle maman ny taolana ! Tena matsiro ka !
Zany rehetra izany dia fifaliana sy fahasoavano daholo e !(l):-*:-*:-*

8. xxx
(
12/05/2007 20:00)
ny fahafantarako azy aloha, na dia eo aza ny fomban-tany dia ny taolana any dsago sy ny aty ivelany dia tsy mitovy e! satria ny any dago dia sakafo madio no hanin'ny biby izany hoe tsy misy zavatra simika izany e! fa ny aty ivelany kosa dia mandeha any @ taolana daholo ny zavatra simika rehetra omena ny biby ka izay ny mampatonga ny taolan'andafy tsy dia tsara ho an'ny fahasalamana fa rehefa any dago kosa aloha dia voatelina aby ny taolana rehetss e!!!!:-P
10. diamondra27
(
13/05/2007 07:32)
karinah,xxx: ka tsy mahasalamana @inona kay le izy e! cancer sa aretipo sa aretina inona
zay nge le tsy mazava amiko e!
mapatavy sa maninona sa maninona?
fasaly: humm za kosa klou raha eny imasom-bahoaka tsy hikiky taolana fa mahamenatra e!
fa raha misy trondro kely nendasina kosa aloha eo ka tsara nahandro de lany ambaky ny taolana e!(le trondro madinika ireny atao friture):oops::oops::oops:
zany nolazaina anah t@ mbola kely we: ny taolan-trondro hono mampahay de mba nihinana ny tena de tsy afaka tsony hatr@zao (fa mahalala fomba refa misy olona kosa an!)

11. diamondra27
(
13/05/2007 07:39)
Rafotsy:
Nareo koa mampimé !
Zah dia tia mikiky tolana koa ! Satria zah moa no mandidy manapaka ao an-dakozia , ny akoho dia découper toa ny any vaza dia ny carcasse ahy samy irery , en plus rehefa manao poulet roti aho , ilay poulet fermier izany dia macérer ko kely @ huile d'olive , sel ,poivre , paprika , piment d'espelette , ail haché , ka tena matsiro ! Rehefa manao akoho ny zanako vavy dia hampiriminy ho ahy ilay carcasse ! Ny belle fille ko indray rehefa manao gigot izy dia an'i belle maman ny taolana ! Tena matsiro ka !
Zany rehetra izany dia fifaliana sy fahasoavano daholo e !(l):-*:-*:-*
njy akia no tena mampimé a! :-D:-D
za nge mbô gaga e! ao @ le tolana mitsy no misy ny tena matsiro hihihi
za tsy minanana nofony zany fa matsatso sady masosotra ahy le mitsako azy otran'ny mitsako siligôma, na de asiana sosy de tsy tiako foana
fa le fanaovan'ny rafotsy azy kosa aloha tena matsiro na de mbola tsy nanandrana aza za e!
le dinde aty andafy aloha matsatso be de tsy tiako koa e!
ary ny taolana ganagana wa toa mafy be e!
karinah: de miala ve le solonify sa tena nify no mety mitsôka?
Ne'ny sasany aza hono akondro na mofo dipaina fotsiny d'efa nampiala ny nifiny fa tsy kiki-tôlana zany koa
15. xxx
(
13/05/2007 12:27)
nahona no tsy hikiky taolana ny vilany aza kokisako, manao kasoka @ lapoaly reny, ny zanako ko zao rehefa misy lapoaly azo hatao kasoka miazakazaka mitady mofo haingana izany hoe rehefa imason'olo kosa tsy manao fa refa zahay rery
16. rush
(
13/05/2007 13:14)
tsy ahamenatra ve izany mikiky taolana izany raha aty ivelany e?ny zavatra fantako aloha dia na ny alika aza tsy mahazo omena taolana!indrindra taolan'akoho sy ny cote de porc hoy ny vété e!
17. diamondra27
(
13/05/2007 16:32)
rush:
tsy ahamenatra ve izany mikiky taolana izany raha aty ivelany e?ny zavatra fantako aloha dia na ny alika aza tsy mahazo omena taolana!indrindra taolan'akoho sy ny cote de porc hoy ny vété e!
k'efa we tsy atao imasom-bahoaka le izy koa!
refa any antranon'ny tena de manararaotra.
Ny taolana lapin no tsy azo omena ny alika fa kenda izy
fa zany taolana zany ndray , misy hena spesial reny aza varotana ho azy reo(alika) knou
18. xxx
(
13/05/2007 19:23)
rush:
tsy ahamenatra ve izany mikiky taolana izany raha aty ivelany e?ny zavatra fantako aloha dia na ny alika aza tsy mahazo omena taolana!indrindra taolan'akoho sy ny cote de porc hoy ny vété e!
tsy mahamenatra izany ny mikiky taolana na aty aza knou! Taolana novidiako izao ve ranona dia tsy hokikisako fa ho menamenatra @ tsy misy dikany eo dia ndeha harina?? Dray dray dray! Inona no hahamenatra ahy @ vazaha, ny vodin'akoho , ny tongony, ny elany voakiky doll!doll!
19. xxx
(
13/05/2007 21:11)
ny vodin'akoho kosa alo misy tain'akoho ny ankabeazany zany no mahamaimbo azy e!