Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
adama sy eva
1. faxkely
( 11/05/2007 08:12)
Bonjour daholo ry mpiserasera rehetra, mba afaka manome ny tonon-kiran'i Xstory ( tsy haiko na mety ny fanoratako azy )iny ve? le misy hoe adama sy eva
hiiiiiiii^:^
Répondre
répondu par
cutie
le
11/05/2007 20:11
2. mits
( 11/05/2007 18:24)
slt za manana mp3 iny hira iny fa tsy manana tokokira!milay iny a! hihihi
Répondre
3. Fiffi
( 11/05/2007 18:32)
mits: de tsy hainao ve ny mandika azy ?
Répondre
4. cutie
( 11/05/2007 20:11)
le misy an'zao ve zany :
adama sy eva
No ray aman-dreninitsika
ka isika zanany e
nandova ny helony ?
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535