MIASA

1. bazylou ( 10/05/2007 23:18)
MIASA MAFY , MIASA MAINA , .......ET TOUT CA DANS LE NOIR!!!!!!:-D:-D=))=))=))
répondu par lamie le 13/05/2007 15:12
2. sipagasy ( 10/05/2007 23:27)
ampireheto ny jiro kouuuh:{:-D:-D:-D
3. wooda ( 11/05/2007 00:48)
aiza alou zany?
4. Jeankely ( 11/05/2007 04:37)
Fa tadiavin'ialahy hi-"Clandy" aty ve ny Pokona e? Izahay miasa ary miasa mafy vao mihinana ary tsy manenina. Fa Bazylou Mpams tsy henonay satria VENDRANA. Izany no resaka sy loha-hevitra PILITIKIM-BENDRANA: Aza miasa. Ho avy ny fandroahan'ny vazaha vendrana ato ato fa gidro miorakoraka eran'ny tanana.
5. nathie86 ( 11/05/2007 06:49)
Bazyl -> mba ampireto re ny jiro fa aza d miasa @ maizina eh:-D
6. Jeankely ( 11/05/2007 07:14)
Aiza re no tsy samy vendrana. Dinika PILITIKY dia hoe MIASA. Tsy hiasa izany? Fianarana inona loatra no nianaran'itony Bazyloumorina itony. Ny mpandrindra no tokony hijery na mifanaraka na tsia ny resaka fa rehefa manao resaka kitoatoa izy dia aleo ny samy kitoatoa hifandramatra fa ny fahendrenareo aza hialana mihintsy fa mahatoky anareo Madagasikara. Manana olona hendry ny Malagasy saingy ny ditra valiana ditra.
7. karinah ( 11/05/2007 09:36)
bazylou; andray kosa e,:? :roll::roll::roll::(
8. xxx ( 11/05/2007 11:16)
bazylou:

MIASA MAFY , MIASA MAINA , .......ET TOUT CA DANS LE NOIR!!!!!!:-D:-D=))=))=))


za miasa fa tsy au noir no tsy dans le Noir fa aza matahotra i toi. Tena miasa ara-dalana ary tsy misy hatahorana akory na dia kely aza!:-D:-D
9. mirana5 ( 11/05/2007 19:52)
Mba mangotraka koa reto resak'nareo reto an!!:(:(
10. tamberina ( 11/05/2007 20:15)
ny iangaviana dia ny tsy hanambanian'i bazylou ny malagasy,rehefa mahita irika any @ vazaha dia avelao hisera ny gasy,ny iangaviana ny mpandrindra eto dia ny hanaisotra an'i bazylou eto fa tena manalika ny malagasy loatra nedala,manambany antsika rehetra,dia misy koa ny rangitra @ izany!aoka izay ry jeankely fa mandreraka be ianareo!manimba ny serasera ianareo telo lahy!AMPY IZAY!!!!!!!!!!!!!!!!!
11. Jeankely ( 12/05/2007 03:18)
Misaotra tamberina a. Tsy anao intsony aho fa mifona e. Izaho mbola hiaro an'i Madagasikara e. Tiako i Madagasikara e. Any aho no hilevina e. Mba tia hitady hevitra hampandroso io aho ary malahelo aho isaky ny lazain'ny sasany hoe vizana ny TANIKO eeee.
12. lamie ( 12/05/2007 10:00)
dia tena ambany loatra koa ny fisainan'ise ry bazyl a!35 taona aho no teto fa izay aho vao nahita olona toa an'ise,menatra aho hoe misy malagasy manana atidoha ambany ary tena faran'ny ambany toa izao,8-)8-)8-):snif::snif::snif:
13. bazylou ( 12/05/2007 12:31)
NY mahagaga ay dia ambony ny sainao nefa tsy nampandroso ako ry ilay mada,, fa mbola pma!!:-D
14. Jeankely ( 13/05/2007 03:21)
Tsy takatro ny resak'i "Prix Nobel-Bazylou" ary farany ny andraisako anjara amin'ny loha-hevitrao fa ambony be loatra. Manaja ny loha-hevitra sy dinikin'ny sasany kosa aho ary mamporisika ireo hafa hamosaka izay hevitra hampandroso eny fa na eo amin'ny fomba fisainantsiaka ihany aza. Izay hadisoako ahitsiko fa dia misaotra ireo namana mbola mahatsiaro ny tenany ho Malagasy.
15. diamondra27 ( 13/05/2007 08:03)
bazylou:

MIASA MAFY , MIASA MAINA , .......ET TOUT CA DANS LE NOIR!!!!!!:-D:-D=))=))=))



za zao mitady asa mitsy fa tsy mahita
f'angah mbola mi existe foana io e?
f'angah tsy efa we chèque service no ampiasaina e!

:idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea::idea:
16. bazylou ( 13/05/2007 11:48)
pauvre jeankely, rehefa tsytakatrao dia mangala tohatra !!!
Mahafoaka zavatra maro be ilay hoe ""dans le noir eto"":wink::wink:
17. lamie ( 13/05/2007 15:12)
ny asan'ise atao tsara dia mampamangy any @ rojo any e!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1009