o rajeankely be!!
1. bazylou
(
10/05/2007 11:14)
Ataovy anglisy ranoray raha izay no revenao fa tsy raharahinay e, !!! izaho tsy hamaky raha tsy japonay na alemana, na koa Zoulou ,ireo izaho ny aho no reveko!!
Eo no mizesta amin'ny anglisina 6e eo!!!:-D:-D
Eo no mizesta amin'ny anglisina 6e eo!!!:-D:-D
répondu par gasynamana le 25/05/2007 12:07
4. Lalah
(
10/05/2007 17:33)
anglisy votany be tsy mamely! aleo tsy migesta rehefa tsy mahay fa hihomehezan ny olona fotsiny. Raha ny fahitako azy olona vao tonga angamba ity Jeankely ity. Tapohan ny niteny anglisy!:-D:-D:-D
7. Jeankely
(
11/05/2007 04:24)
Atao ny Marizin'i Bazylou sy Lalah. Ny iray Mpamosavy ny iray nanao fanadihadihana tamin'ny mpamosavy 20 tany Ambondrombe.=))
