Babena neny ô ô...!!!

1. menalamba ( 09/05/2007 17:44)
:DMiarahaba ny rehetra.Miala-tsiny indrindra fa tena tsy fantatro ny lohatenin'ilay hira na ny mpihira azy koa aza,koa sao dia mba misy mahalala ilay izy ré ray olon
a fatena mba tsarotsaroako ny feony sisa,mampahatsiaro ny fahazazako fony mb
ola nitaigina kalesa.Misy manao toy izao ny tonon'olay hira sisa tadidiko:
"Ianao kosa koa raha niteny
haa tomany bé ery ,babena Neny ô ô
ooo mivavaka ho anao...."
Raha tsy diso aho toa naverin'ny tarika Johary nihiraina izy io taty aoriana.Dia misaotra dieny mialoha re ray olona fa manaikitra ny embona aty an-tany alavitra
aty,vitsika momba kitay é.:roll:
répondu par menalamba le 11/05/2007 08:57
2. pissoa ( 09/05/2007 18:40)
tena feony koa sisa no tadidiko :cry:
sy ilay misy hoe ry nenikoooooo :-D:-D:-D
3. menalamba ( 09/05/2007 19:09)
pissoa:

tena feony koa sisa no tadidiko :cry:
sy ilay misy hoe ry nenikoooooo :-D:-D:-D

:roll::PRoa zany isika izao !!!

4. Samoana ( 10/05/2007 06:27)
Anjara birikiko:-D:

(Andininy 2 voalohany tsy tadidiko) ...

...'zao no andro sarobidy e e e e
'zao no ora mamy voafidy ô ô
Indrisy aho mbola bado e!
Nibadabada hoe "dada ô ne "
( de ny tohiny io an'i menalamba io:wink:)

tsy azo antoka ny tonony ataontsika fa ady lovatsofina tsinona:-D
5. mzuri ( 10/05/2007 08:56)
raha tsy diso aho dia i Ramy Frank no mihira io hira io fa ny lohateniny no tsy sur aho.
6. RTLalaina ( 11/05/2007 05:56)
Vavaka ho an'i Neny no lohateny fa ny tonony tsy haiko. Izaho koa mba mitady ny tonony
7. menalamba ( 11/05/2007 08:57)
mzuri:

raha tsy diso aho dia i Ramy Frank no mihira io hira io fa ny lohateniny no tsy sur aho.

Ramy Frank moa tsy efa nodimandry? Ilay mihira hoe :"Hanao pikiniky daholo é!
...là là là manao bà from ,hanepotra anao etc.." Dia tsisy mahay tokoa vé ilay
tonon-kira ray olona? Efa ela ihany ilay izy ,anefa toa nalaza ihany t@ androny an!:roll:8O:D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0689