so mbo misy mafantatra ity hira ity

1. moumousa ( 09/05/2007 17:14)
hira any fefi izy ity
oe
"izay miaraka @ kristy tsy ho resy ny fankampanahy satria izy efa nandresy tety ka tsy misy izay mampahory..."
misy izy io ilay izy fa tsy tadidiko tsara
de misaotra mialoha tompoko
répondu par veromahefa le 12/05/2007 15:50
2. diamondra27 ( 09/05/2007 17:41)
mety ho haiko saingy tsy haiko le andininy 1
Miala tsiny
3. veromahefa ( 12/05/2007 15:50)
1.Izay miaraka amin'i Kristy
Tsy ho resin'ny fakampanahy
Satria izy efa nandresy tety
Dia ho foana ireo ahiahy

Ref :
Raha toa ka be ny ady manjo
Mety hahazo ny fo
Tsarovy fa mbola ao Kristy
Hanafaka izay mampahory

Miala tsi ny fa any Dago ny cahier de chant ka io no mba tadidiko, mirary soa. Vero
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6879