Mitady Chargeur sy batterie ana camera SONY NP 78

1. brahmann ( 09/05/2007 16:27)
Mitady Chargeur sy batterie ana camera SONY NP 78 so d mbo misy maita
Misaotra indrindra
répondu par melody le 17/05/2007 17:35
2. kelly13 ( 09/05/2007 18:08)
http://www.amazon.fr/Batterie-type-SONY-NP-78-2100mAh/dp/B000OLHWEC

na jereo @ 2xmoinscher etc...
3. sympa ( 09/05/2007 20:51)
:{:{:{8-)8-)8-)8-):-P:-P:-P:-P;-);-);-)
4. beza ( 09/05/2007 22:49)
miarahaba

raha mitady ianao dia http://www.aboutbatteries.com

sady mora be no misy izay ilaina rhetra na batteries na chargeurs, efa nampitaha aho fa raha 160euros ny any ankafa dia ao aminy 35 euros fotsiny batterie maharitra 5h
mirary soa
5. sympa ( 09/05/2007 23:21)
8-)8-)8-) fa aiza aloa no toerana misy anareo mba ahaizana manome torilalana anao eeee:!: ;-)
6. melody ( 17/05/2007 17:35)
ary rehefa tsy mety ireo dia mandehana ao @ ebay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0977