toro hevitra
1. ravakamalala
(
09/05/2007 16:22)
salama daholo!
saika mba haka toro hevitra re fa tena fanina e! nijerijery tao am aterineto ihany aho fa tsy nisy nahafa po!
hividy an ireny "four combiné" na multifonction ireny aho, tena betska ny safidy ka mampisalasala!
ka ireto ny fanontaniako izay mba afaka mamaly :
- inona no tsara kokoa cavité en "inox" ve sa "céramique émail"? nahoana?
- mahafantatra "marque" tena azo atokisana ve ianareo? (nahita olona betsaka aho mantsy izao nimenomenona momba ny marque whirlpool.
misaotra

répondu par mangabe le 25/06/2007 19:05
2. andry08
(
09/05/2007 17:24)
be dia be ny marques tsara fa mba jereo hoe ny lazain'ny UFC QUE CHOISIR an! izay mba ho hitanao izay mety @ izay tianao.
3. bidagda
(
13/05/2007 11:47)
inox no tsara satria azonao sasaina @ epongezex reny ceramic émail mitahiry menaka be sady mora kika fa izy mangirana be fotsiny nefa ireo rehefa tsy voadionao après usage de miraikitra ny menaka
4. mandrindra
(
16/05/2007 16:56)
efa misy ny "four autonettoyant", izany hoe mahadio tena izany ilay four :wink:. ireny vidiana fa tsy manahirana ny mikarakara azy :P
5. tisera
(
17/05/2007 08:43)
four multifonction encastrable ve no tian'i ravakamalala hovidiana, sa four micro-onde multifonction?
ny ahy four micro onde multifonction-n'ny daewoo no ampiasaiko : tsy autonettoyant aloha fa tena mahafa-po : inox ilay izy : dia mora diovina ; misy fonctions grill , four traditionnel, chaleur tournante , cuisson automatique ary mazava hoazy ny fonction micro onde; costaud tsara aloha h@ izao é!
sinon misy olona nanana four encastrable faure taloha dia nosoloiny four multifonction encastrable bosch : autonettoyant( pyrolyse moa sa inona fa tsy haiko tsara) etc... fa ny tena nifidianany an'io dia ilay porte froide ho an'ny sécurité-n'ny ankizy mandehandeha ao an-dakozia é!

6. mangabe
(
25/06/2007 19:05)
bidagda:
inox no tsara satria azonao sasaina @ epongezex reny ceramic émail mitahiry menaka be sady mora kika fa izy mangirana be fotsiny nefa ireo rehefa tsy voadionao après usage de miraikitra ny menaka
Ny problema-ny inox dia mora hita doto ka raha tsy mavatra manasa dia feno "traces" na tanana....
http:/tour-en-cuisine.over-blog.com/