glaire acide

1. xxx ( 09/05/2007 13:35)
manona doly sao de misy afka mamaha ny olako nareo ! ahona kay no ahafantarana fa manana glaire acide ! de mety miteraka ihany ve
répondu par booboo le 15/05/2007 15:08
2. booboo ( 10/05/2007 08:27)
xxx > ny gygy no mampanao analyse kah. Tsisy hafa-tsy izay. Ny glaire acide tô mamono ny zozos kouh...Manatona gygy dia hitanao eo zay hatao avy teo e ....
3. sakaizakely ( 11/05/2007 08:14)
manamafy ny lazain'i booboo. Tsy misy afatsy ny dokotera specialiste gynécologie ihany no afaka hanome valiny marina anao fa manatona azy

iza no nilaza taminao fa acide io zavatra io ? Izy anontaniana déjà. De avy eo mijereva ginekology
4. watafon ( 11/05/2007 16:13)
xxx: ny analyse ihany no ahitàna fa acide ny glaire-nao ! fa raha tena acide izy aloha d mamono ny spz d tsy mampiteraka mazava oazy !
5. simplex ( 11/05/2007 16:34)

wata kou tssssssssssssss
spespe no fiantsoana azy :°);-)
6. xxx ( 12/05/2007 12:38)
ny ahy koa acide, selon le résultat de test de huhner, fa nandramako aloha ny fisasana @ karbonetra (mividy ilay appareil spécial eny @ pharmacie), dia iny no hisasana. Tsy azo atao ela fa manimba ny flore vaginal, nefa après n'io dia manao fanafody fanamboarana flore vaginal aho... ny gynéco-ko tsy nanoro ahy fa izaho no nanao recherche tetsy sy tero no nahitako an'io
7. Fiffi ( 13/05/2007 19:49)
ka azonao anontaniana eny am pharmacie koh nge io an !
8. meva2 ( 15/05/2007 14:27)
coucou booboo !! gygy,zozos, histoire de zizi et zeze..
Hi hi hi
Miala tsiny fa hors sujet fa mampihome ilay valinteninao !!!!
9. booboo ( 15/05/2007 15:08)
Meva2 > hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6174