mitady namana gasy eto Nice e!
1. bleue
(
08/05/2007 15:20)
ao anty olana za ankehitriny ary miady irery koa te hifampizara izany olana izany aminao. Tsy manana itarainana fa aty an-tany lavitra koa ianao izay mahita ity de mba maniry ny fifanakalozan-kebitra aminao aho.
misaotra mialoha e
misaotra mialoha e
répondu par Fiffi le 05/06/2007 16:26
5. emi
(
09/05/2007 13:56)
manaona e! za tsy any Nice fa aty @banlieu parisienne fa mino aho fa na dia mifanalavitra aza afaka mifampizara resaka sy hafaka mifanampy arak'evitra koa. Maniry soa ho anao
Mamdra-mpiresaka ary o!
Mamdra-mpiresaka ary o!
6. zouas
(
09/05/2007 14:00)
de mahita ary enao fa izahay de aty dago fona e!! raha nice aty dago de misy be de be fa raha nice hafa de tsy hahita enao ok!
7. bleue
(
09/05/2007 17:17)
misaotra anareo rehetra fa rehefa namaly ianareo 5 de maivana sahady ny olana na dia tsy mbola hita maso aza e!
aleo mijanona any amin'ny tanin'ny tena fa ny aty olana sy rotoroto no betsaka e! ny asa koa totoafo moa ny alahelo ny tany niaviana sy ny mpiray tanindrazana no manahirana sy mandatsa-dranomaso.
ny mampiavaka aty fotsiny ange tsy misy matimosary e! ka mampanembona ny any an-tanàna.tsy mampitsiriritra moa ny sakafo aty fa amin'ny tele anefa isika milendalenda fa reehfa aty hafa ny tsiron-kanina tena Malagasy. Malahelo ny anana amin'ny menaka izahay . day dayn day

8. sympa
(
09/05/2007 23:04)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=)) ataovy milay ihany io ka ;-);-) ny kaly mitovy ihany fa ny tsirony no samy hafa eee :!::!: ok ay eeeeee :!: zay moa zany dia aty dago ihany koa fa tsy any @ tany vao eeeee :!::-D:-D:-D
11. Fiffi
(
14/05/2007 15:00)
:) sady manja no tiana ...:) de aza hadino ny mameno ny momba anao ....:)
12. anjaran3
(
05/06/2007 04:22)
fa ahoana nno aty nice ,fa inona no samy hafa ny olona any sy aty raha samy gasy ihany. sa ilay any be..........=))=))=))=))=))
13. Fiffi
(
05/06/2007 16:26)
anjaran3::roll::roll::roll: ka any no akaiky aza koh ! :roll:
fa ahoana nno aty nice ,fa inona no samy hafa ny olona any sy aty raha samy gasy ihany. sa ilay any be..........=))=))=))=))=))