Samy tia hanakarena fa tsy azo mora e
1. Jeankely
(
08/05/2007 09:25)
Vao kely ny zaza dia ampianarina fa mitady vao mahita ary mikaroka vao mahazo. Raha zatra ny omena dia mamono amin'ny manaraka. Politikan'ny zarazarao hanjakana hoy ny fiteny talohaloha no tianareo hatao. Poteho dia hivereno dia hano indray raha azon'ialahy fa manaiky izahay raha hazon'ialahy ry Mpams. Raha tsy azon'ialahy moa dia anjaran'ialahy ny manohy sahala ny loha tapaka fa izahay olona tsotra tsy misy anjaranay any raha tsy miasa izahay.
répondu par Jeankely le 10/05/2007 03:07
2. botrabotra
(
08/05/2007 19:41)
marina dia marina izany ry jeankely!raha tonga saina toy izao daolo ny rehetra dia mahafinaritra ny maina.
3. Jeankely
(
09/05/2007 04:50)
Misaotra anao "botrabotra" ary maniry ny vahoaka maro anisa ho botrabotra amin'ny fiainana manaraka ny hitsiny. Raha mangataka fiarakodia amiko ny zanako dia satriko hanome saingy izaho koa aza tsy manana ka anjarako ny mandresy lahatra azy ny hilofo anao tsaratsara kokoa noho ny kely vitako. Sahala izay ny fanjakana raha ny tokony ho izy. Raha azo atao ve tsy asiana Sekoly, University, lalana malalaka, Jiro sy rano, ny toerana rehetra saingy voalazandreo fa ny mpitondra teo aloha mpangalatra kely ary ny ankehitriny mpangalatrabe, ka tsy ahavita inoninona. Mila mandinika tsara isiaka fa ny fitanisana ny olana mba hankarary ny fo hitrotra ve no izy. Isiaka tsy miaro izay ratsy fanahy saingy ahavita sahala ny ahoana ny olona faly mitantara olana ahavaha olana sa hitsetsitra koa amin'ny manaraka. Anjarantsiaka no mijery ny tokony arahina.
4. lamie
(
09/05/2007 14:50)
"toute peine merite salaire",raha tia hivoatra isika malagasy dia samia mihezaka fa tsy hiandry ny fitondrana ,tsy ny filoha no andrasana hamafa sy hanadio ny làlana sy tokotani-tsika fa isika no tokony hitandrina tsy handoto fahatany sy hanao avoretrana isan-karazany noho ny akamoantsika!
5. Jeankely
(
10/05/2007 03:07)
Ok "lamie". Izaho mino ary mahatoky fa misy ny olona favy e. Ok ry namako. Afabaraka ry Mpams fa rakatry ny misy saina. Izahay koa tia sy mahatoky ny Tanora Malagasy.:lol:
