Raikitra ny ady saritaky ny zaza madinika ato ...

1. xxx ( 07/05/2007 15:10)
Manoatra noho ny any @ kilasy maternelle marina !!!
- I anona kanjo a milaza hoe ...
- poy, tsy izaho fa i anona no niteny voalohany
- Je vais dire à ma maman
- t'es pas ma copine ...

Aoka izay rankizy kely fa marenina ny sofiko a

:-D:-D
répondu par Fiffi le 11/05/2007 18:30
2. vale ( 07/05/2007 15:12)
xxx>:lol: koboko toi a!:°):roll::roll::roll::-D:-D:-D:oops:
3. sitlo ( 07/05/2007 15:39)
xxx izao no tena zaza mandinika
4. wooda ( 07/05/2007 21:42)
ko raha tsinona ka mbola hitomany @ dada sy neny!
5. diamondra27 ( 08/05/2007 03:05)
iza ndray zao zany, tsss.

misy tsy mahay miaina mihitsy ato wa
faly ny mi-wawawa foana

fety ny andro fa samia mifaly daholo e!
sady fête de la victoire:P:P:P:P:P:-*:-*:-*:-*
6. Vahinala ( 08/05/2007 07:32)
diam > Hita aky ko !
7. sakaizakely ( 08/05/2007 07:41)
victoire-mbazaha ry Diamondra a ! :P:P:P:P
tst misy idiran'ny gasy izany fa andeha fotsiny amboly voninkazo eo anjaridaina de zay ny 8 mai aminay :P

sa ndry ve le mametraka voninkazo eny @ fasa-miaramila vazaha ? (soldat inconnu de l'arc de triomphe)
8. linarako2 ( 09/05/2007 14:57)
xxx:

Manoatra noho ny any @ kilasy maternelle marina !!!
- I anona kanjo a milaza hoe ...
- poy, tsy izaho fa i anona no niteny voalohany
- Je vais dire à ma maman
- t'es pas ma copine ...

Aoka izay rankizy kely fa marenina ny sofiko a

:-D:-D

Variana koa aho mijery ireo olona milaza hoe izao no nolazainy na toy izao.Izany koa ka andaniana andro sy fotoana eto;-)
Mahaiza mifankatia e ,ilay be resaka akombony amin'izay ny vava fa hanatra ho anao izay.Ilay be tadi-bolana tazomy ho anao irery izany dia ho eto matory sy ataovy ao ambanin'ny ondana:lol:hisy hitsakotsakonao tsara aloha:-$:-$:-$

9. sympa ( 10/05/2007 00:27)
xxx:

Manoatra noho ny any @ kilasy maternelle marina !!!
- I anona kanjo a milaza hoe ...
- poy, tsy izaho fa i anona no niteny voalohany
- Je vais dire à ma maman
- t'es pas ma copine ...

Aoka izay rankizy kely fa marenina ny sofiko a

:-D:-D

=))=))=))=))=)) nga efa manan-janaka kle :-D:-D:-D:-D
Fa iza ny zaza maditra ao :?::?:8-)8-)8-)

10. sympa ( 10/05/2007 02:51)
=))=))=))=))=))

vazovazo io ry xxx an :!: :-*:-*:-*:-*:-* (l)(l)(l)(l)
11. xxx ( 10/05/2007 10:30)
linarako2:

Variana koa aho mijery ireo olona milaza hoe izao no nolazainy na toy izao.Izany koa ka andaniana andro sy fotoana eto;-)
Mahaiza mifankatia e ,ilay be resaka akombony amin'izay ny vava fa hanatra ho anao izay.Ilay be tadi-bolana tazomy ho anao irery izany dia ho eto matory sy ataovy ao ambanin'ny ondana:lol:hisy hitsakotsakonao tsara aloha:-$:-$:-$

Izay mihintsy ilay izy
12. diamondra27 ( 10/05/2007 10:46)
sakaizakely:

victoire-mbazaha ry Diamondra a ! :P:P:P:P
tst misy idiran'ny gasy izany fa andeha fotsiny amboly voninkazo eo anjaridaina de zay ny 8 mai aminay :P

sa ndry ve le mametraka voninkazo eny @ fasa-miaramila vazaha ? (soldat inconnu de l'arc de triomphe)

victoire retra retra no fetena fa tsy fetombazaha ihany ka , hihihih:lol:

13. sympa ( 10/05/2007 12:27)
f'iza aloa ilay zaza maditra ao eeeee :?::?: 8-)8-)8-)8-) :roll:8O:roll:8O:-/8-)
14. linarako2 ( 10/05/2007 14:16)
Isika rehetra ato dia azo atao hoe zaza rehefa manao sain-jaza.:(8-)8-)8-),tsy ato ihany fa amin'ny fiainana
Raha miteny ianao hoe aza lazaina :-$:-$dia lazao izay ny dikany.Raha miteny hoe tsiambaratelo=(( misy telo miafina izay ao.:-@:-@:-@ Raha misy teny tianao hampitaina ny olona o^odia ireny basivava ireny anie resahina voalohany fa tonga ny tatitra =))=))=))=))
15. diamondra27 ( 10/05/2007 18:51)

miombonkevitra aminao à 100%
16. Fiffi ( 11/05/2007 18:30)
sympa:
f'iza aloa ilay zaza maditra ao eeeee :?:
hummmm......sao de i sympa aza zany zaza maditra zany ? :wink::-D:-D:-D tandremo fa ahazo eo an ! :-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5882