akory,
ze mba manana ny biographie sy sarin'i anyah d mba andefaso kely e satria mahafinaritra be izy ary mahay mihira koa, ary izy ve mba azo resahana tsara sa, ny fahitako azy aloh ohatry ny tsy de bebe resaka sady maontina fiteny
sa ahoana hozy nareo mpankafy anyah e,
iza moa ny anaran'i zanany iny mahafatifaty kely kosa ko