Sarko 54% - Ségo 46%

1. ds ( 06/05/2007 16:37)
Tamin'ny 5 ora sy sasany teo.
Nicolas Sarkozy : 54%
Ségolène Royal : 46%

:(:(:(
répondu par Fiffi le 14/05/2007 06:07
2. Samoana ( 06/05/2007 16:57)
Ie ! reko teo koa:cry:.
Miarahaba mialoha ireo vazà ttsy nifidy azy ary antenaina @ fo fa hanatanteraka ny nofinareo tokoa izy.
Manentana ireo nifidy ny resy hanohy hatrany ny tarigetra "sosialy":wink:
3. vale ( 06/05/2007 17:24)
ds;:cry::cry::cry:
4. tynah ( 06/05/2007 17:41)
tsssssssssss!!!:(:(:(
5. booboo ( 06/05/2007 17:43)
ary ny vato fotsy kay firy ho an'izay mahafantatra ?
6. voromailala ( 06/05/2007 18:27)
Ny fantatra aloha hatramin'izao dia betsaka dia betsaka no nandray anjara tamin'ny fifidianana.

Marina raha ny siosio dia efa lany Sarkozy, fa hiandry minitra farany angambany hiarabana azy.
7. lemenakely ( 06/05/2007 19:39)
dia miomàna izany fa dia ho henjana ny raharaha e!
8. sipagasy ( 06/05/2007 20:30)
ho henjana @ ahoana???,
9. bazylou ( 06/05/2007 21:32)
taratasy , fonksionera mihena, tsy hahazo mankaty france intsony raha tsy mahay teny frantsay!!.....Vita hatreo ny manafatra an'drabaofy sy rabaina,...
TANDREMO FA JIOSY NO MITONDRA!! ary ny importe rehetra izany dia hisy taxe fanampiny!! hiakatra koa izany nytarifa ao amin'ny bazar be, sy ireo resto gasy rehetra manerana ny france......:-D:-D
10. xxx ( 06/05/2007 21:39)
Nicolas, Paul, Stéphane Sarkozy de Nagy-Bocsa io no anarany en entier, evidemment bourge :°) d asa zay fahamarinan'ity lien ity fa d mazotoa mamaky doly http://www.appelcontrelafranchise.org/
11. tywa68 ( 06/05/2007 21:43)
bazylou : efa niteny anie izy hoe hiaro ny vazaha hono e ! :lol:

xxx : vao manomboka ny "fiovàna" fa samia mijery ny mahasoa azy zany koa !

12. ds ( 06/05/2007 22:18)
Samia manana fo sport ka tsy hanaraka ny lohan'ny mpanakorontana.
Lany mazava i Sarkozy ka tokony hajaina ny safidim-bahoaka.
Izaho manokana dia tsy tia mainty an'io rangahy io satria tena mampatahotra ny zavatra nolazainy hatramin'izay. Antenaiko anefa fa rehefa azony toy izao ny fitondrana, dia hipiripirina amin'izay izy.
13. Zina ( 06/05/2007 22:25)
marina ny anao ry ds :wink:
14. Samoana ( 06/05/2007 22:40)
ds:

Samia manana fo sport ka tsy hanaraka ny lohan'ny mpanakorontana....
... tena mampatahotra ny zavatra nolazainy hatramin'izay.


Ka ireo nolazainy hatr@ izay ireo mihintsy no nanakorontana ny loha kouh:-D.
Na izany aza hajaina ny safidim-bazaha kah ! Tsy fanakorontanana no atao eto. Ny hamisavisana ny ratsy hono mba ho fanantenana hiavian'ny soa.Tolona daholo no fiantsoana izany fa tsy hoe resy indrepa dia handevin-tsotrobe. Ka ho hita eo e:wink: !

15. ds ( 06/05/2007 22:45)
Samoana:

(...) Tsy fanakorontanana no atao eto. (...)

Tsy ny eto akory no resahiko fa ny eny amin'ny Place de la Bastille, Place Kléber sy ny sisa.


16. Samoana ( 06/05/2007 22:54)
ds/ hay ve e ! hihihi. Nijery TV za teo nahita an'i Mireille Mathieu (nanohana an'i sarko ) mitarika ny olona hiaraka ihira aminy: "Que la paix soit sur le monde". Ny nampiomehy dia tsy nisy nahay ilay hira satria efa hira t@ année... 70:-D.
17. sakaizakely ( 07/05/2007 00:00)
Samoana> =))=))=))=))=))=))

Misy de mahay polifika ato izany :roll::roll::roll: de mahay mamantatra ny ho avy 8O8O8O8O
Ny tena moa dia mivanàka fotsiny vao nahita ny résultat de akory atao fa miandry ny apoakany eo izany ko
De le plastika mangamanga moa izany atao ampaosy fôna isaky ny maka na manatitra mpianatra ampisehoana ny mpisava sao dia lasa tampoka anaty charter eo vô :^):^):^)
18. mignone ( 07/05/2007 07:55)
ary i samoana angaha moa tsy fan any i Mireille Mathieu :-D:-D
19. pimaso ( 07/05/2007 12:30)
Félicitation à son altesse Royale
segolène
;-)
;-)
;-)
20. fijo ( 07/05/2007 14:02)
toa an'i Ds dia mangina ko aaho aloha ary mijery izay hitranga.avelao alohaizy hanoa zavatra de miteny isika avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2674