mody gisa ve sa.... ?

1. sakaizakely ( 05/05/2007 16:58)
tena mandreraka wa tony olona mody gisa itony :twisted::twisted::twisted:

le mi-s'invite tena ireny entre autres

mandefa fanasana ianao ho an'olona tokana de izy mianakavy no tonga 8O8O8O

marihiko fa fetin'ankizy izy io, dia ilay mpiaramianatra no asaina. Kanjo zara raha 3 ora mialoha ny fotoana vao milaza izy hoe ho avy ny zanany, de avy eo mody manontany hoe afaka mijanona any ve enay 3 mianaka ? Olondehibe 1 sy zaza 2 + ilay zaza invitée io. De valina hoe efa betsaka ny ankizy ato, mba tsy handavana antsikirano io, de mbola tsy tonga saina ihany fa ozy izy indray hoe 2 de plus tsy mampiova zavatra ka ! Ka ianao zany ve no manapakevitra kou :-/ de eny ozy

de sady tara fahatongavana ry zareo nefa 5 minitra antongotra no misy azy, no ny ankizy no tsy navelany mikorana fa manaitra ny zanany hono (satria nisy iray tafatory). Fa noteneniko hoe hanao fety no ahatongavan'ireo aty de avelao zareo hitabataba. Dia hita hoe sorena be le madama.

De ahoana no fahitanareo azy ? Mody gisa sa sans-gêne ?
répondu par xxx le 12/05/2007 14:11
2. booboo ( 05/05/2007 17:03)
sans-gêne ...sady mitetika ny ho kala be
3. tynah ( 05/05/2007 17:26)
Heveriny fa any an tranony ngamba izy! Sa kooosa tsary mahay manisa???8O
4. sakaizakely ( 05/05/2007 17:40)
booboo> inn moa no dikan'ny hoe kala be ?

ny nahasorena ahy manko efa prévu aby ny zavatra rehetra araka ny isan'ny ankizy. Ary ny vavikely ihany no nasaina de natao thème princesse. De tsy nety nisakafo le zanany lahy fa ambehivavy daholo na lovia na vera, na ny zavapisotro na gatô :P de mangataka le madama hoe omeo vera sy lovia tsotra, de esory le gato princesse sns...

Efa nanomana kilalao koa omena ireo ankizy namaly antso mialoha, de lasa nihanahana teo le zaza 2 en plus, fa niezaka ihany klou enay ho an'ilay zanany raika mpiaramianatra @ zanako

Za kou angambany ve no miha antitra de lasa sarotsarotiny fa nanirikiry ana :x
5. sakaizakely ( 05/05/2007 17:46)
anjaso aloha

tsy hoe nangataka direkta le ramatoa fa mangatamaso isaky ny miteny le lahikely hoe tsy tiako io, na vera, na lovia, na servieta ohatra...
6. andry08 ( 05/05/2007 19:56)
Rehefa tsy mety ho raisina toy ny ankizy rehetra dia avelao eo fa be chichis loatra koa izany e!
sady efa sans gêne , no tara fotoana no mbola be exigences.
7. sakaizakely ( 05/05/2007 20:09)
andry08> ka efa vita moa izy izay ka atao akory e ! Ny manaraka ro tsa atao intsony

tynah> de tsy haiko re raha mahay manisa izy na tsia, fa tokony ho 9 lasa 11, de sarotsarotra ihany ny organisation sady tsy mitovy taona sy filalaovana am'reo tena olona nasaina (4 taona) le olona kely en plus (latsaky ny 2 taona, sy 6 taona le lahikely) de mipitrapitra kely fotsiny, de aho indray ro gênée tsy hita izay anaovana azy satria tsy afapo le ankizy
8. Zina ( 06/05/2007 22:20)
sakaiza ampio vilia extra aky a:wink:
9. soanja ( 06/05/2007 23:02)
sakaizakely:

tena mandreraka wa tony olona mody gisa itony :twisted::twisted::twisted:

le mi-s'invite tena ireny entre autres

mandefa fanasana ianao ho an'olona tokana de izy mianakavy no tonga 8O8O8O

marihiko fa fetin'ankizy izy io, dia ilay mpiaramianatra no asaina. Kanjo zara raha 3 ora mialoha ny fotoana vao milaza izy hoe ho avy ny zanany, de avy eo mody manontany hoe afaka mijanona any ve enay 3 mianaka ? Olondehibe 1 sy zaza 2 + ilay zaza invitée io. De valina hoe efa betsaka ny ankizy ato, mba tsy handavana antsikirano io, de mbola tsy tonga saina ihany fa ozy izy indray hoe 2 de plus tsy mampiova zavatra ka ! Ka ianao zany ve no manapakevitra kou :-/ de eny ozy

de sady tara fahatongavana ry zareo nefa 5 minitra antongotra no misy azy, no ny ankizy no tsy navelany mikorana fa manaitra ny zanany hono (satria nisy iray tafatory). Fa noteneniko hoe hanao fety no ahatongavan'ireo aty de avelao zareo hitabataba. Dia hita hoe sorena be le madama.

De ahoana no fahitanareo azy ? Mody gisa sa sans-gêne ?


Ny fahitako azy ry Sakaizakely dia raisiko amin'ny zavatra tsotra hoe: Misy olombelona hoe:
-Ny zavatra mahasarotiny (sensitive) azy na ny hafa mety tsy zavadehibe aminy. Fa ny azy no zavadehibe aloha, izay vao ny an'ny hafa.
Ohatra azoko raisina hoe: Rehefa manasa ny zanako ianao dia izahay miankavy izany no asainao SATRIA iray zahay mianakavy. Efa hitako izany tamin'ny mariaziko fa hoe olona roa no asaina dia 5 no tonga avy any. Izy mianakavy satria raha ny iray ve no hahazo fahifanaretana tsy hitako ny tsy hazahoan'ny hafa koa. Na mahazo ny iray na tsy mahazo ny rehetra.
-Ny zavatra mahasarotiny anao dia dinihan'ny hafa tsara na dia tsy de azoazony aza izany zavatra izany saingy hajainy ianao amin'izany raha mahasarotiny anao izany.
Ohatra: Zah zao refa mihomehy dia indraindray tia mitokelaka. Misy olona tsy dia mahazohazo izany akory satria heveriny fa mitabataba loatra. Nefa refa tapa-tsainy aho dia tapatsinay fa tsy azoko ferana izany na azoko ihany fa mila mivoaka ny trano aho na mankany amin'ny WC na hoe boramena eo fotsiny e. Saingy amiko raha any an-tranony aho dia tsy hanao izany satria mahasarotiny azy izany. Manaja ny hafa eo amin'ny tontolony sy ny tontolo iraisana.
- Ny olona tsy mahafatavoaka ny mahasarotiny azy akory dia mihevitra izy fa tokony ho fantatry ny rehetra izany. Nefa indrisy fa tsy VOATERY akory. Mila lazaina mazava ny raha mahasarotiny na ampafantarina ny hafa. Ka raha nitranga voalohany ilay izy dia mahaiza mamela azy fa tsy fantany hoe nisy ny raha mahasarotiny. Fa raha nitranga indroa na intelo dia Izay vao atoa hoe olona tsy mba misy fo afaka hahatsapa ny sasany.
- Ao koa anefa ireo olona izay mahita zava-tsarotra foana n'inona n'inona. Izay ataon'ny hafa dia tsy mety foana. Ary ahitana tsikera sy kiana na dia misy aza ezaka ataon'ny hafa amin'izany.
-Ary ao ireo izay manaika sy ataotao , na antsoina hoe Bonaika. Araraotina sy ataon'ny hafa fitaingina. Betsaka koa ireo ary mihevitra ny ankamaroan'ny hafa fa toy izany daholo ity olombelona ity saingy diso izy.

Koa noho izany, lava le resaka:D, mahaiza mamoaka izay tsy azoazo, mazava ary tsy lava toy izao ataoko izao. :-D:-D:-D Aza kivy fa mbola be ny ho avy.

Zah rehefa manao zavatra dia asiako foana "ny toeranan'ny tsy ampoizina." Zany hoe misy ny accident sy ny hafa izay tsy heveriko hitranga. Refa mivonona amin'ireo ny saiko dia misosa ny rehetra. Fohy be mantsy ity fiainantsika ity e.


10. tywa68 ( 07/05/2007 05:59)
Sakaizakely : tena azoko an-tsaina ny nahazo anao @ilay 2 tsy nantsoina !

Fa anatra ho an'ny manaraka (raha mbola hisy :-D), aza atao misy thème zany ny fety fa ataovy fety afaka mandray lahy sy vavy, satria ankizy ireo fa tsy hoe olon-dehibe mahalala thème zany !
Ny anay moa 1 no nantsoina, dia nisy 2 sa 3 en plus, nanaraka tao, ka ho rohaina ve ? fa d noraisina e Ny tena tsy sahy nandà ! zaza ireo e :wink:
11. meva2 ( 07/05/2007 07:40)
Raha izaho aloha izany dia bon, ilay ankizy fanampiny dia tsy dia nampaninona ahy loatra fa ilay ramatoa nandidy ao antranoko no tsy mihambahamba mihitsy aho mamerina azy @ place-ny.
Non seulement izy mi s'imposer fa avy eo indray mi imposer izay tokony hataonao??? non, non, non,
Pas d'accord!!!
12. sakaizakely ( 07/05/2007 08:05)
Soanja>

Za koa ange mba tonga saina ihany hoe tena za ve no lasa sarotsarotiny sa de le olona mihintsy no tena gisa ?

Mahafinaritra be ny resak'i Soanja satria lasa fisainana mandalina be foana isaky ny misy resaka, zany hoe mandinika tsara aloha vao miteny. Tiako atao fianatra :P

Fa tsy nanana faharetana mihitsy aho tamin'io satria manenjika ilay zaza foana. Ny sasany any ambony rihana ao @ efitra filalaovana, ny sasany any @ efitra fatoriana, ny sasany @ trano fandraisana sns de mila arahimaso fa andraikitra io manko sao misy mahavoa ilay zaza. Izahay mivady ihany moa no nandray azy ireo dia variana niaka-nidina teo, de tsisy fotoana hiresadresahana t@ le reninjaza akory.

De sadaikatra ihany anie ny tena hoe misy vahiny nefa tsy misy fotoana iarahana aminy.

Fantatro tsara ry Soanja ny fombantsika gasy hoe iray ny mpianakavy. Fa efa aty antaninolona dia manaraka ny fomban'ny olona mazava ho azy. Fa tsy hiresaka aminy kosa aloha aho e ! Tsy mamerina intsony dia vita

Misaotra Soanja :-*
13. Vahinala ( 07/05/2007 08:09)
Fa mihevitra ny tenany ho iza hono izy aky !
14. sakaizakely ( 07/05/2007 08:11)
tywa68:

Sakaizakely : tena azoko an-tsaina ny nahazo anao @ilay 2 tsy nantsoina !

Fa anatra ho an'ny manaraka (raha mbola hisy :-D), aza atao misy thème zany ny fety fa ataovy fety afaka mandray lahy sy vavy, satria ankizy ireo fa tsy hoe olon-dehibe mahalala thème zany !
Ny anay moa 1 no nantsoina, dia nisy 2 sa 3 en plus, nanaraka tao, ka ho rohaina ve ? fa d noraisina e Ny tena tsy sahy nandà ! zaza ireo e :wink:



tywa68> le thème nofidina ange mifanaraka tsara @ période sy ny taonan'ireo ankizy e ! Sady nahafinaritra be le izy. De hovaiko ve nefa mba fahafinaretana ho anay RaD koa le fikarakarana azy ? An an kosa an ! Je ne vais pas me priver pour les incrustes !

Fa efa hita izay ny inconvénients de am manaraka tena ferana tsara ary tena ferme tsara enay am'zay. Izay nena no hevitro.

Anatra ho ahy koa iny ka :P
15. sakaizakely ( 07/05/2007 08:14)
meva2:

Raha izaho aloha izany dia bon, ilay ankizy fanampiny dia tsy dia nampaninona ahy loatra fa ilay ramatoa nandidy ao antranoko no tsy mihambahamba mihitsy aho mamerina azy @ place-ny.
Non seulement izy mi s'imposer fa avy eo indray mi imposer izay tokony hataonao??? non, non, non,
Pas d'accord!!!



meva2>

za ndray efa zatra be ny fombandreo aty, tena strict be hoe rehefa zay de zay, de lasa naka an'io fomba io. T@ asa no nahazahoako an'izany rigueur be izany dia appliquer-ko @ fiainako le izy raha mbola azoko atao. Rehefa teny omena de arahina iny satria manimba ny organisation'ny mpikarakara.

donc na zaza na tsy zaza, de le RaD anie no mandefa azy, dia ilay RaD no resahina, fa tsy le zaza.

Am manaraka aho tsy azon'ny olona am zany intsony e :-*
16. tywa68 ( 07/05/2007 11:11)
ataon'i sakaizakely mahalala ny anarany an :-D:-D
17. sakaizakely ( 08/05/2007 13:20)
tywa68>
aiza kosa e ! za ne tsara fanahy e :P
18. meva2 ( 10/05/2007 07:53)
Sakaiza kely, tsara mihitsy ilay misy rigeur amin\'ny fiainana sy ny zavatra atao. Ny ahy dia asiako limite-ny ihany ilay izy raha azo atao,izany hoe lanjalanjaina mba tsy ho rigide lalandava sy koa calculé foana fa mba misy souplesse ihany.Izany akory tsy midika hoe se laisser faire, izany no tsy nanekeko ny fihetsik\'ilay ramatoa, fa raha ireo ankizy indray, misy ilay fiteny hoe: plus on est de fous, plus on rit... surtout avec les enfants.
19. soanja ( 10/05/2007 20:22)
sakaizakely:

Soanja>

Za koa ange mba tonga saina ihany hoe tena za ve no lasa sarotsarotiny sa de le olona mihintsy no tena gisa ?

Mahafinaritra be ny resak'i Soanja satria lasa fisainana mandalina be foana isaky ny misy resaka, zany hoe mandinika tsara aloha vao miteny. Tiako atao fianatra :P

Fa tsy nanana faharetana mihitsy aho tamin'io satria manenjika ilay zaza foana. Ny sasany any ambony rihana ao @ efitra filalaovana, ny sasany any @ efitra fatoriana, ny sasany @ trano fandraisana sns de mila arahimaso fa andraikitra io manko sao misy mahavoa ilay zaza. Izahay mivady ihany moa no nandray azy ireo dia variana niaka-nidina teo, de tsisy fotoana hiresadresahana t@ le reninjaza akory.

De sadaikatra ihany anie ny tena hoe misy vahiny nefa tsy misy fotoana iarahana aminy.

Fantatro tsara ry Soanja ny fombantsika gasy hoe iray ny mpianakavy. Fa efa aty antaninolona dia manaraka ny fomban'ny olona mazava ho azy. Fa tsy hiresaka aminy kosa aloha aho e ! Tsy mamerina intsony dia vita

Misaotra Soanja :-*


An an tsy sarotiny mihitsy indry ka.
Ny fomba fijerin'ny tsirairay ny hafa fotsiny iny nomeko iny mba ahahafahantsika rehetra mifankafantatra sy mifankahalala ary manome ny fametrahana "ny fandeferana" eo amin'ny fiainana hoe oviana no asiana ny fandeferana ary oviana no tsy azo atao intsony fa tsy maintsy maka fanapahan-kevitra.

Sarotra tokotrany aloha raha ianareo mivady daholo no nanaramaso akaiky ny ankizy rehetra. Raha izaho no manomana fetin-jaza latsaka ny folo taona dia zaza dimy olon-dehibe iray. Indrindra raha toa ka tsy iray efitrano ny rehetra fa azo aleha daholo ny toerana rehetra. Mila maka volontaires hoe iza no miandraikitra ny aiza sy ny hoe ray aman-drenin'iza no ho avy dia iza no tsy ho avy. Amin'izay tsy dia matahotra sao misy accidents na zavamitranga hafa.
Asa anefa fa samy manana ny organisation aby isika. Ka mety daholo izay atao saingy ezahina rehefa asiana fety dia atao izay ampihenana ny stress satria miaraka amin'ny ankizy de mety ahita zavamampihomehy na manahirana sns ihany.
Ny ahy rehefa tonga amin'ny fety ohatran'io ka izaho no tomponandraikitra dia tsy mahamenatra ahy mihitsy ny mizara andraikitra amin'ny hafa satria tsy ho arako daholo i babaiso lohavohitra rehatraka rehefa vita izany dia milamina ny saiko hoe samy manana nandraikitra fa olondehibe. Zany hoe raha tonga ilay ramatoa nitondra zaza telo ohatra dia tonga de teneniko hoe: "ary zany ny vilia sy ny rehetra dia ianao izany mba mikarakara sy miandraikitra an'ireto zaza ireto sy ny hafa izay tsy araka ary."

Be resaka aho e. Zay le izy ry Sakaizakely fa tsy voatery hitovy mihitsy isika ka. :D Ny fifandraisana no zavadehibe ary fifankafantarana. Bizz





20. Fiffi ( 11/05/2007 18:51)
hummm.....zavatra tena efa niainako ela be io.....io no nahatonga an'le dinika hoe "fanaovana tsia" fa efa vita aloha ny tam iny ! fa mandreraka be ny olona sans gêne manao an'ireny an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4734