hira nanaitra a , tsy fantatro.

1. Stretch ( 04/05/2007 19:41)
Raha manana an lay rvg_1 nareo de eo am 52.00 eo izy ity no manomboka .

ka ny mba angatahako de we :
mba misy manana ny klipiny ve , de iza le kôfa sah mivazo ? de inn no lohatenin'lay zika ?

(tsara tareh be klou le zika manomboka azy )

Aza hidina intsony
ny varavarankelinao
fa rahalina aho ho avy amzay
ary afatory ireo alikakelinao
sao manaikitra a eo ndray
ampidino am tany lay kidorobe anao
fa manenoneno lay fandrina
aza adino hatrany
ny manomé an'i vadinao
fanafody fampatorina
sao taitra tampoka eo izy
ka izay ny ahy vô loza
ho tratrany ambody omby eo a
manaonao lalam-poza
hotifiriny am basy eo a
hovonoiny hovitainy
fa izaho sy ianao
ilay mifanafika fôna
no tena tsy tantiny sainy
ref:
Malala
ny hangala bady angé tsy niriko
Malala
azafady fa tsy fanahiniko
Malala
f'ianao tô tahaka ny tiko de tiko
tsy mampite hiala fa hiaretako hiafiko.
...... sns.


Merci ho an zay mahafantatra hoe iza le mpihira.
Merci ho an zay manana klipy , fa ôtrany mety milay ny klipin'io. :wink:
répondu par hollyjohnson le il y a 21 jours
2. sitlo ( 04/05/2007 22:51)
zany ve dia mahafinaritra ry kala ah?
3. hery ( 05/05/2007 00:11)
Raha tsy diso aho: Malala no lohateny dia Princio no mivazo azy

Ny tononkiran'i Princio ao @ tononkira http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=973
Ny klip-ny mbola ananana http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Princio
Ny hiran'i Princio ao @ RVG http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=princio

Dia mba adikao ny tonony :-p
4. hery ( 05/05/2007 00:15)
I booboo toa mahay an'io :-p
5. cutie ( 05/05/2007 02:00)
:-D:-D:-D:-D
hiranay sy booboo lol
6. Stretch ( 05/05/2007 06:53)
merci hery an ! kiss bdb :-*(l):-*
ho adikako tokoa mou zany , ho fisaorana ^:^

sitlo> refa tsy tia de mangina ny la bousy nga tsy maintsy zay tin'i annnn ihany no tiavina , le hira efa ny eo ihany ny eo reny fôna , refa mba misy sahy milaza de lazaina fa we we we :-P

cutie > hay ve e ! noheveriko cat ihany no tin-njy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0652