Gasy Fever

1. Ralay ( 04/05/2007 18:56)
Handalo Marseille ao @(Florida Palace,164,Avenue Mireille LAUZE) Ambondrona,Bodo,Fenoamby,Lego ny asabotsy 12Mai2007 à 21h30.
Infoline:0491353254 / 0494623294 /0667521360
P.A.F:25euro sur place 21euro(Pré-vente).
Dia mazahoa fahafinaretana ho an'izay ho tonga.

répondu par fijo le 15/05/2007 21:47
2. melody ( 04/05/2007 19:53)
hatomotra lôtra ilay fotôna k'ity, nefa mety ho mamja be io izao, fa misôtra nampitsiaro e!
3. glamoor ( 05/05/2007 02:39)
slt!tena milay b ry zareo (l)ambondrona(l) s bodo a!fa ny indro kely manjaka ts toa fa i dadie zany indray no solony e!tena milay e! masaka b!:-D:-D:-D
4. glamoor ( 05/05/2007 02:48)
tsy nahatsiro reraka e!de mazoto indray zany nareo any amy faritra atsimo any fa izay taty efa nahazo ny anjaranay e!hiiiiiiiizay mbola ts nahita andana mba mankafy fa tena ts hanenenana!amy 2008 indray zany ko inona!^^^^^^^
5. Samoana ( 14/05/2007 15:00)
Ary folo ny masoko fa noheveriko fa ho avy leitsy ialahy sy Fijo ry Ralay:wink:
6. Ralay ( 14/05/2007 17:07)
samoana: Zah lesy nanao forever tany @ sisiny kle :lol: @ pentecôte indray manarina @ i Mima, ao Nice hono izy ny 27 mai dia mitapôlaka be hono. :lol:
7. Samoana ( 15/05/2007 14:18)
ralay/hisy azy ny hafalian'i ftma izany kouh:-D
23 juin koa i mima sy poopy ary njakatiana tonga eto:wink:. tsy mbola hananako tsara ny prôgany fa toa misy animation hafa koa
8. fijo ( 15/05/2007 21:47)
an an,za rah avao misy ireo mpihira sasany tsy voako ireo dia aleoko tsy mandeha fa mahakamo fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4176