Aiza ho aiza ilay hoe "technician but not Politician"

1. Jeankely ( 04/05/2007 02:41)
Anisany mahasarotra ny fampandrosoana koa ny fisalorana anarana hoe "technician" ity. Rehefa tonga ny mpitondra vaovao dia samy milaza ho "technician" ary tsy mpanao Politika daholo mba hijanonana amin'ny Seza. Tena marina tokoa anefa fa tsy afaka hanolo mpiasa isaky ny fiovan'ny fitondrana. Mazava izany fa ireo technician izay mbola mifandray antendro amin'ny "last Big Boss" dia mbola manaraka ny torohevitra avy any. Izany hoe tsy mahagaga raha sarotra ny raharaha. Manao asa mifanohitra izany ka mila mitandrina fatratra ny mpitondra. Io ilay mandroso mihemotra nefa izay mpitondra ihany no hizaka azy atsy ho atsy.
répondu par Jeankely le 06/05/2007 05:02
2. lamie ( 04/05/2007 12:24)
ny teknisiana dia tokony pivot foana,tsy tokony manao politika, afaka mijanona @ toerany mandrapaha-tongavan'ny retraite-ny,ny industries mantsy tena saro-pady ka tsy azo solosoloina tànana zany!ary ny fahaizan'izy ireo no mampandeha ny hery rehetra!
3. Jeankely ( 05/05/2007 06:05)
Koa midika ve izay tsy fiovaovan'ny technician izay fa izy ireo mihintsy no nampahantra ity Madagasikara ity satria Technician tsy mahatafavoaka sa tena technician manaraka revy Politika sa inona?
4. daomania ( 05/05/2007 09:39)
chacun à sa place et les vaches seront bien gardées. Chacun est compétent en son domaine, évitons les mélanges de genre.
Un manager gère les contraintes et élabore les stratégies, le bon technicien ce concentre dans la réalisation de l'objectif en respectant le cadre défini par le manager. Un technicien fait rarement un bon manager. Chacun selon ses compétences comme le tandem Tod et Schumarer.
5. Jeankely ( 06/05/2007 05:02)
Rehefa nanontanian'ny Mpanao Gazety, Andriamatoa Honore Rakotomanana dia nilaza hoe amin'ny maha-technician no niasana sy namolavolana ny "Constitution" teo aloha ary mbola izay no hiasana sy hanomezana hevitra amin'ity fanavaozana "Constitution" ity. Hitako tamin'ny Gazety io resany io.
As daomania said:"Un manager gère les contraintes et élabore les stratégies, le bon technicien ce concentre dans la réalisation de l'objectif en respectant le cadre défini par le manager."
Miverina amin'ny resako teo aloha aho satria mifangaro ny dikan'ilay hoe technician.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0867