Fitadiavana tononkira

1. RTLalaina ( 02/05/2007 06:13)
Lalaina ihany
Miarahaba antsika rehetra namana. Ny fahasoavan'i Jesoa Kristy ho amintsika.
Izaho mba mitady tonon-kiran'ny AMAF (Antoko Mpihira Andravohangy Fivavahana), ilay hoe "Hidera hankalaza" le somary fitenim-paritra iny raha mba misy manana. Efa niezaka nandika ihany aho fa misy teny vitsivitsy tsy haiko mihitsy

Misaotra tompoko
répondu par Fiffi le 02/05/2007 07:10
2. Fiffi ( 02/05/2007 07:10)
sao de ity ?

Hidera sy hankalaza ny Anaranao aho
Hisaotra sy hanome voninahitra Anao aho
Fa Andriamanitra mendrika hoderaina Ianao
Mampaharitra ny famindramponao mandrakizay aminay.


Noho ny Aminao dia mandositra ny fahavalonay Olon’afaka e !
Ts’hisy intsony izao ny gadra mamatotra Tena afaka
Voninahitra ! Haleloia ! no hasandratray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1261