ody sola

1. zakilinina ( 01/05/2007 13:34)
Sola be ny vadiko kanefa tsy nahita fanafody mahomby izahay. Mba te hahafantatra aho raha efa nisy nandre hoe ny fanafody prostate hono mampaniry volo raha atao daozy kely.
répondu par xxx le 22/06/2007 15:49
2. sakaizakely ( 01/05/2007 13:55)
Osorana menaka kapaoty hono tena miroborobo be avy eo
Fa sperma koa tena mety

Aza minomino foana an 8O

Mila manatona dokotera sy manao analyses ahafantarana ny antony maha-sola. Nanao traitement na nihihanana fanafody ve (amphétamine, anticoagulants) ? Stressé ? Sao tsy ampy vitamine H na B6 ? Sao mampiasa shampooing mahery be na mandoko volo ? Héréditaire koa izy io matetika : raha sola ny rainy dia mazava ho azy fa génétique izany ilay olana.

Ny fanafody dia arak'izay antony hita

Misy traitement efikasy fa à vie, saingy vao manomboka ny olana dia antomboka fa tsy miandry azy rehetra efa nihintsana.

Ankoatrizay dia manao greffe no tena mety fa lafo be io (6-8000 euros any). Aleo mionona dia manao coupe Barthez vao maika lasa lamaody ;-)
3. niryna ( 01/05/2007 16:13)
Misy milaza fa ampiasaina ny vahona ilay rihitra ao anatiny iny .
Kanefa manontania dokotera sy jereo ilay sujet mikasika an'io taloha.
4. Fiffi ( 01/05/2007 16:14)
zakilinina:
ny fanafody prostate hono mampaniry volo raha atao daozy kely.
fa inn no hidiran'ny fanafodin'ny prostate am-zany klé ? aza mba minomino foana an'zany fa ahitana angano eo an !


5. bibilax ( 01/05/2007 18:11)
slt tena marina io menaka ao anaty kapoty io fa andramo anie , tsy vazivazy fa efa nisy olona nanao anio fa tena naniry be tokoa ilay volo , fa ny olana dia tsy maintsy kapoty bedebe no hovidianao raha toa ka sola be ilay olona merci e , mazotoa manosotra
6. Stretch ( 01/05/2007 18:48)
ko ra marina ve we , menaka ao anaty kaôty mapaniry volo tsy efa lasa zazavavindrano dôôly ny elakelapean'ny lhlà klé :-w
7. sakaizakely ( 01/05/2007 21:00)
Stretch:

ko ra marina ve we , menaka ao anaty kaôty mapaniry volo tsy efa lasa zazavavindrano dôôly ny elakelapean'ny lhlà klé :-w


:-D:-D:-D:-D:-D:-D

io ange wà e !

aza mba manoro vohana rangah a !


8. karinah ( 01/05/2007 21:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D stretch!

toa nety hiany ilay fampiasana ampoule ireny, any @ farmasy ahitana azy, efa natao manokana momba ny vola tsy maniry, ka na sola aza maniry hiany, (raha sola nihintsana, fa tsy hoe solan'ny fahanterana kosa an!) :lol:, nisy vhv izay nampiasa an'izy io (tsy zah an!=))), fa nasehony anay tkoa ny lohany nisy nazavazava be iny fa afaka avy teo!,mialohan'izany tkoa alou de manatona dokoteran sao aretina hafa mihintsy :?
:-*:-*
9. Stretch ( 01/05/2007 21:19)
ilay sola mifaritra boribory reny aretina avy any anaty , ka ny analyse ihany no hafantarana we inn . Miala tsiny am le resaka kapôty fa tena :{
10. karinah ( 01/05/2007 21:46)
:-D:-D:-D, sambany koa ah, vao mba naheno anio :lol:
11. karinah ( 01/05/2007 21:49)
bibilax:

slt tena marina io menaka ao anaty kapoty io fa andramo anie , tsy vazivazy fa efa nisy olona nanao anio fa tena naniry be tokoa ilay volo , fa ny olana dia tsy maintsy kapoty bedebe no hovidianao raha toa ka sola be ilay olona merci e , mazotoa manosotra
:lol:..bibilax!:oops:


12. sitlo ( 03/05/2007 15:51)
:-D:-D
Arakaraka ny vola ananana io fa misy koa ange ilay mamboly volo ireny eh. Fa saingy lafo be.
13. karinah ( 03/05/2007 18:17)
reply koa izany;:lol:
14. tynah ( 03/05/2007 19:19)
Sao d sola ny dadany na otran zany fa io manaranaka. Tena marina zany! fa ilay vahona koa tena mety an fa somary miraikitra be.D aza manaonao fona am zany fanafody prostate zany fa manantona dokotera
15. ikaretsaka ( 04/05/2007 00:02)
le menaka kapoty mety ka...
fa @ volondoha.
fa kapoty protector an
16. bobone ( 07/05/2007 08:50)
tena marina io menaka kapoty io an! fa saingy izao arakaraky ny vatan\'ilay olona ihany io misy mandaitra @ sasany ary misy tsy mandaitra @ sasany!
fa mijere ihany na manontania dokotera!
17. diamondra27 ( 13/05/2007 15:04)
ika,sakaizakely,bibilax: za koa naheno an'io, kapoty protector le kapoty gasy fa tsy vazah sao de tsy mitovy ny resaka

fa andraso aloha hanandrana aho ataoko @ voloko de omeko anareo ny valiny.

Na koa maninona moa raha mangataka @ namana any dago manantona ny
PSI Population Services International
Immeuble FIARO Ampefiloha
rihana faha2
TANA
BP:7748
Tél:22.629.84

Zareo no nanao le kapoty protector de anontanio any ze afaka manontany an'izany de mba lazao zahay ny @ valiny

za mba efa nanome sopapa de ny hafa ndray manao ny asa hafa:oops::oops::oops:

valable hatr@ 2009 aloha le kapoty we hihihi

PSI miara-miasa @ USAID
18. diamondra27 ( 13/05/2007 15:11)
tsy ratsy kosa aloha le tranony e!Tiko be
orange mody masoandro miaraka @ le couple tena hummm romantika be

100 ariary d'efa mahazo we:lol:

de misy fanazavana ao ho anareo mpandende ;-);-);-)
kapoty 3 no anaty boaty kely 1 fa 16 no ao anatin'le paquets...


soa fa azo atao hampaniriana volo fa tsy atao @ le fampiasana azy

double emploi zany koa

zay le mahatsara ny vita gasy , mahay mitsitsy
Tany USA le izy no namboarina fa any dago aloha no misy azy zao...
19. bidagda ( 13/05/2007 22:29)
aza mba zatra mihinana fanafody zany hoaho fa ratsy be ,rehefa tsy migéné azy ny mahasola azy dia tsara izany, ampinananao fanafody mampaniry volo izy fa hanenenanao raha maniry daholo ny rehefa mety volo ka mety ho lasa voloina toy ny rajako eo ny vadinao, ny zokiko vavy nanao ohatran'io sola teo antampony ary nanantona Dr dia nahazo fanafody, nanaraka io traitement io izy ary naniry be ny volony ka de naniry volombava koa, ka izany no hataoko hoe surtout lelà be volo tongotra tratra sns fa de tsy haiko raha haniry be daholo ireo
20. xxx ( 22/06/2007 15:49)
manao perruque no tena fanafody haingana raha azo atao de volo lava menamena alaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2398