VADY PIRATE ...!!!!!!!

1. lemenakely ( 30/04/2007 14:51)
Makorelina , kox,mpivaro-tena....sns izany no teny iantsoana ireo mpivarotra fitombenana eny rehetra eny !nefa raha dinihina @ saina tsy miangatra dia somary mahery vaika ihany ny fomba iantsoina an'izy ireny @ teny gasy .
Ny vazaha ohatra dia prostitués ny anglisy manao hoe whore.

Koa maninona moa raha antoina hoe VADY PIRATE ry zareo ireny ohatra ! satria misy ohatra ny K7 PIRATE ny VCD PIRATE ...izay zavatra tsy ara-dalàna fa nadika tsy nahazoana alàlana t@ tompony !:!::!:
répondu par dongadonga le 19/05/2007 06:01
2. booboo ( 30/04/2007 15:16)
:roll:
3. jefra ( 30/04/2007 16:09)
Sao mba manambany ny vady leretsy ilay fijery. Tahaka ny hoe lavaka fotsiny??
Sa ve moa misy zavatra hafa amidin'ny mpivarotra, toa tsy misy oroko sy tsoda na zava-kafa fa avy hatrany d ny biby no mifanaraka :wink:
4. little ( 30/04/2007 16:16)
5. fasaly ( 30/04/2007 16:27)
:roll::roll::roll:
6. lemenakely ( 30/04/2007 16:41)
little:

=))



INONA NO MAMPIHOMEHY AN ' i LITTLE
7. kally ( 30/04/2007 16:43)
Ny an'i Lemenakely angaha ny vady firaisana ara-nofo fotsiny dia samy miala? Raha izay ihany mantsy dia nekena ny hoe vady pirate sa ilay makorelina kosa manao sakafo, mampirin-trano,miara-mamaha ny olana rehetra aminao,ets ets? Raha izay koa angaha!:lol:

Tsy hitako izay olana amin'ilay fiantsoana azy hoe mpivaro-tena ataovy hoe mpampanofa tena indray ary e!

8. fasaly ( 30/04/2007 17:16)
fa try de azoko tsara wa! lay lohateny ny dinika sy lay dinika e!:roll::roll::roll:
9. Rasiligaoma ( 30/04/2007 18:13)
ny tian'i lemenakely resahina angamba ilay hoe manambady dia manana amant ny vady o?

mety hahalaza azy mihitsy manko io vady pirate io satria vady voararan'ny loi izy @ izay
10. fasaly ( 30/04/2007 18:24)
rasily: koa no misy resaka mivarotra sy cok makorel:roll:
11. Rasiligaoma ( 30/04/2007 19:06)
ka le vady no mahazo sosy sy ampirevena nefa ilay tompony no mifofotra sy mively vy!
12. lemenakely ( 30/04/2007 20:16)
Rasiligaoma:

ka le vady no mahazo sosy sy ampirevena nefa ilay tompony no mifofotra sy mively vy!



looooza izany marina !
13. mandrak ( 30/04/2007 22:16)
lemenakely:

Koa maninona moa raha antoina hoe VADY PIRATE ry zareo ireny ohatra ! satria misy ohatra ny K7 PIRATE ny VCD PIRATE ...izay zavatra tsy ara-dalàna fa nadika tsy nahazoana alàlana t@ tompony !:!::!:



Ny any @ nay PNEU no fiantsona any reny
14. johnnyandri ( 01/05/2007 07:57)
Izay mila manana vady piraty izany dia afaka miantso azy ireny ho vady pirate e. Dia ny tena vadiny izany asiany soratra ery ambany hoe all rights reserved.:lol::lol::idea:
15. dongadonga ( 01/05/2007 19:04)
ary raha ohatra ka sipa le izy fa tsy makorelina de lazaina fa piraty ihany ve ,hiii hii:-D:-D:-D:-D:-D
16. sipagasy ( 03/05/2007 21:13)
mahagaga ahy koa ianareo annn, fa angaha izy io tsy samy tompon'ny tenany e!!!! sa efa nisy nividy olona ianareo??? hihihih , ny nanofa angamba mety misy fa mmhhhhhh fiainana anie izany e! hihihihi:-D:-P, samy manao izay maha diavolana ny tenany e!!!!:P
17. ikaretsaka ( 04/05/2007 02:45)
mila anaovana karazana OMDA koa izany vady pirate zany le

MZTB (Mpiaro ny Zon'ny Tompom-Bady) =))
18. dongadonga ( 05/05/2007 22:10)
raha azoko le resaka de he njehana idray izany ny makorel:lol:
19. Zina ( 06/05/2007 21:53)
donga2 sarotra ny manenjika ny makorel...:-D:-D:-D
20. sympa ( 07/05/2007 13:43)
ahahahahahahaah mpme be doly ireto! Ny an'i donga2 aloa ekana ihany, satria efa henjehana ny lalàna izao ny "VADY PIRATY" any an-dafy raha tsisy taratasy manamarina fa afaka manao io "PIRATAGE" io ry zareo!lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2004