code
1. sitlo
(
30/04/2007 10:50)
Miala tsiny fa izaho mbola tsy namaky ny mombamomba ny forum serasera mihitsy. Fa dinidinihiko eny fotsiny dia mihahaiko tsikelikely eny ny famiasana azy.
Ilay hoe code nefa tena tsy haiko mihitsy hoe atao inona, mety milay be izao no mampiasa an'io raha hay an. Aiza no misy fanoroana.
ps> izay tsy mahita ilay code dia tsindrio ilay >>> eo ambony akaikin'ny quote dia ho hitanao.

répondu par wooda le 08/05/2007 23:21
4. sitlo
(
30/04/2007 11:00)
hahaha, toa tsisy fafiny mihitsy
dia amin'izay ve dia lasa ohatra
ny soratra amin'ny programmation?
9. kelly13
(
30/04/2007 11:08)
mande @ rvg le hira misy oe "oaaaa terezy a, oaaa terezy kely aaaaa" hiran'i tsiahy titre misareba, maheno v se penina?
12. sitlo
(
30/04/2007 11:22)
Ary nataoko fa i rainindimby ange iny eh, ary izany mily clement izany :-D, le blagin'i francis
13. karinah
(
30/04/2007 11:35)
hihihi; soa manan2 an;hihi!
sitlo:
Ary nataoko fa i rainindimby ange iny eh, ary izany mily clement izany :-D, le blagin'i francis