o ry zalahy!!
1. bazylou
(
29/04/2007 22:59)
raha izao ve no mitohy tsy aleo i deba ihany !! alika sy mpifonda i deba , marina izany fa ity raika lahy ity dia mbola pire noho i lery !!! ary nany tikoboys aza dia tsy menatra intsony mampiseho ny merinisation!!
répondu par Jeankely le 03/05/2007 05:36
2. hery
(
29/04/2007 23:56)
Oupss... izay vao tena araka ny paikan'i bazylou hatramin'ny voalohany fa izao vao mivoaka.
Hay ve izany no dikan'ireny fanoherana be nandritra ny propagandy ireny :-)
Soa ihany fa tsy narahina... hamerina an'i deba hono.
Hay ve izany no dikan'ireny fanoherana be nandritra ny propagandy ireny :-)
Soa ihany fa tsy narahina... hamerina an'i deba hono.
4. Jeankely
(
30/04/2007 02:14)
Vao herinandro aho no nahalala ity serasera ity. Hitako tampoka izy ity ary nosokafako dia taitra mafy aho nahita ny fanaratsiana Malagasy ho vendrana sy filazana an'i Madagasikara hivarina ka nandray anjara satria tsy tokony holotoina ny sain'ny tanora. Ny fomba fanoratr'ilay Bazylou io raha manana "degree" izy dia fantatra mazava fa anisan'ireo mpividy "Diploma". Tsy misy lohany sy fakany ny zavatra resahany. Izaho tsy mpiaro fitondrana saingy rehefa manoratra kosa mila misaina ary misy "logic" ny resaka. Ity Bazylou ity na ankizy any Madagasika mpianatry ny Sekoly fanabeazana fototra aza misy saina noho izy nefa ny Malagasy no lazainy "VENDRANA". Tsy fantany fa nandia fotoana lavabe ary nisy fatiolona marobe vao tonga amin'izao toerana misy azy izao ny firenena itoerany. Zatra loatra ny "mijapy train" ilay io ka ny tanora Malagasy no kiviany mba hiraviravy tanana. Fantatry ny tanora tsara izao fa misy VENDRANA lasa andafy ary miteniteny foana. Mba ireo nianatra sy mahay asaina manoratra fa tsy ny sahala io Bazylou io.
6. Jeankely
(
30/04/2007 05:49)
Avy amin'ny ezaky ny sehatra tsy miankina (Privat Sector) no nampivoatra ireo firenena ao "ASIA" ireo ary tsy fantatry ny tarik'i Bazylou angaha fa efa voafetra ny zavatra azon'ny fanjakana atao. Mba ny marina sy ny zava-misy jerena sy arahina ry tanora fa aza miadany be fahatany na manohatra any amin'ny tsy izy. Raha hiresaka toe-karena dia ampitomboy aloha ny fahaizana izany TOEKARENA izany ary be ireo miseho manampahaizana maninona tsy ireny no miteny fa itony Bazylou tsy mahay inoninona itony no manalabaraka Malagasy. Miandry azy ireo ny nianatra sy nahita firenena hafa akoatr'io Frantsa io. Angaha io Madagasikara io foana no potehana foana.
7. Fiffi
(
30/04/2007 06:16)
bazylou:hummmm.......hay ve eh ! ny marina hoa tsy maintsy mivoaka foana eh ?
raha izao ve no mitohy tsy aleo i deba ihany !! alika sy mpifonda i deba , marina izany
8. Jeankely
(
30/04/2007 06:24)
Lazao daholo ny namana rehetra ahafantatra ity Sera2 ity ahafantarany fa hay tena misy tokoa ny mpandrangitra fa tsy resaka fotsiny. Anjaran'ny tanora no manadihady. Aza fohy fisainana ry tanora. Tsy dia ilaina ny miaro be fahatany na manaraka be fahatany fa diniho ny ho avinao. Rehefa hitanao fa mahasoa anao tokoa dia ataovy. Tandremo fa ny nenina aoriana andatsa hoy ny fitenenana. Ny marina tokoa miseho mora ahelezin'ny akoho tokan'anaka.
9. cristal
(
30/04/2007 07:52)
(l)(l)(l)Manahoana daholo tafaverina eto indray zav dia mba hiteny e!tandremo fa aiza moa no be piavy indrindra tsy eto imerina fa tsy mbola nandroaka na iza na iza izy,fa ny hany holazaiko dia ny hoe sao dia ela ny hitoratorahana ka ahavoha mason'angatra eo,nandefitra ny teto fa an'Andriamanitra ny famaliana fa rehefa tsy miova noho ny compexe anananareodia mahay mandroaka koa ireo tompon-tany ire mahazaka ve anefa,tsy misaraka ny Malagasy fa ny merseneran'ny Arabo no efa misy eto ka mitady hanapotika an'i gasikara,mihevitra ve ianareo fa faly ny hitrandrahantsika ny solika ny any ivelany,misy olona efa nanao pacte t@ diable fa raha tsy mahakorontana ny eto izy io dia hovonoin'ireo nampiasa azy mba mieritreritra sao kosa ary ianao ilay mpanao arizato am-pandriana ka sahirana rehefa fahavaratra fa zatra ny lalan-dririnina!Maztoa daholo!(l)(l)(l)
10. Jeankely
(
30/04/2007 08:29)
Miagavy re raha azo atao aza miresaka FOKO fa samy difotra daholo raha io no hidirana. Ny taloha no miresaka io fa ny ankizy efa mifanambady ary manaiky mifangaro. Comorians, Africans sns vadian'ny zaza Malagasy koa ny samy Malagasy ve no hiady eto eee. Aza manaiky ampiadiana izany fa ireo mpampiady enjehina. Izy faly fa ianao hifamotika eo ve? Mifankatiava aryu mifanaja fa samy Malagasy.
11. bazylou
(
30/04/2007 09:53)
o rajeankely e!! mba midira hoe ho jerevanay ary e!!:-D:-D:-D:-P
GAsy tsy nandroso hatr'izay efa tsy handroso intsony e!!
GAsy tsy nandroso hatr'izay efa tsy handroso intsony e!!
12. Jeankely
(
30/04/2007 10:16)
Na mandroso io na tsy mandroso anay io. Anotanionao Rossy fa naninona izy no nihira ny hoe "TIANAY MADAGASIKARA EEEEE" ao amin'io "Tourism" Madagascar io. Izany ve no hoe hira ihany iny. Ianao tsy misy mila ny fahaizanao Ry Bazylou ooo. Tsy mila Vendrana ny Malagasy. Antenainay ny tanora fa tsy sahala aminao. Angaha afaka ho any andafy daholo ireo zaza Malagasy ireo ka i Madagasikara foana no hampahorianao. Mbola hiaona isiaka ary ampahafantariko anao fa tsy mahay inoninona ianao.
13. bazylou
(
30/04/2007 11:16)
aleo handeha fa ilay madagasikara anao anie ka tsy handroso mandrakizay e! ary mba avoahy kely hoe ny fahaizanao ho jerena!!, ny gays izao ny hitsoaka an'i Madagsikara no tanjona ka avoahy izay fahaizanao ary e!!
14. Jeankely
(
30/04/2007 11:28)
Tsy misy tany handray ny Malagasy 20 Million ry Vendrana fa ianao aza mety atsipin'ny olona fa vendrana Mpamosavy. Aza miverina any fa atonay tahaka ny milevina amorondalana tokoa anie. Hahhaha
15. bazylou
(
30/04/2007 16:49)
koa maninona no mbola mangataka aty ihany fa tsy milentika ao ianareo ry jeankely??? maninona no tonga hangataka foana le prezdanareo, fa angaha ianareo tsy misy misaina sy mahay be daholo indray????
16. Jeankely
(
02/05/2007 10:13)
Ny mety amin'ialahy miverina mianatra ary asaivo mampianatra anialahy ny olona handraindrain'ialahy fa afabaraka satria olona dondrona no mpanohana azy. Izaho tsy miaro io olona io saingy tsy amin'ialahy ny Malagasy no Mangataka. Ialahy angaha mihevitena ho VAZAHA. Raha vazaha ialahy aza miditra amin'ny mahazo anay fa anay izany. Rehefa malahelo ny tanana dia mitabataba ilay dondrona ity.
17. fijo
(
02/05/2007 21:57)
ny fanomezana hasina ny maha merina kosa aloha tsy ananako henatra e.tsy manambany ny hafa aho,fa manome hasina ny ahy.
18. Jeankely
(
03/05/2007 05:36)
Izaho aloha resaka Madagasikara no tsindriako fa ny resaka foko tsy haiko io ary fantatro tsara ny vokatr'io. Tsy misy misaka anao tsy hivoatra fa io resaka io kosa tsy hainao sakanana raha mirongatra ka aoka re mba ny ratsy no izahavana vahaolana ry tanora ooo.
