fitia somongamonga

1. tslem ( 29/04/2007 07:54)
zany hono dia efa maty ilay Remi mpihira iny ?
répondu par sudou le 13/05/2007 15:58
2. vale ( 29/04/2007 13:17)
tslem; olona iray tao @ tarika Remy no lasana, fa tsy izy :?:wink:
3. tslem ( 29/04/2007 13:39)
zany v ? d iza akia ry vale no anaran'izany lasa zany? mbô tiko ho fantatra ihany. :roll:
4. mxr ( 29/04/2007 14:14)
Ra koukou, izay mpihira tao @ tarika remy no maty. Mpitondra taxi teto Tana izy io, ary nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana, iray na roa taona izay raha be. Ny fiarany 205 no nokendren'ireo tsivalahara.
Tratra taty aoriana kely ireo namono azy.
5. kelly13 ( 29/04/2007 17:50)
tena tsy mba fantatro indray zany tarika remy zany :?
6. karinah ( 29/04/2007 18:05)
mpihira avy any Antsirabé izany aki kelly13 a!:P:wink:
7. sitlo ( 29/04/2007 18:29)
Ilay nihira an'ilay hoe:

Maro ny vonikazo tsara bika raha vao tonga ny maraina
Mahatonga ahy ho faly sarika sy toa manjary miran-tsaina...

Dia an koa:
....
Ny diavolana no manazava
mandefa ny tarany eny amin'ny tava
Mitohy ny lanona eo an-tanana
ka dia mihomana
....

Fa saingy za efa ela be tsy naheno ny hirany intsony.
8. vale ( 29/04/2007 23:30)
ye,:wink: ...efa ela aza reo hira ireo! :lol::oops:
9. sitlo ( 30/04/2007 00:55)
Za mpiondana tarika remi be mihitsy tamin'ny mbola kely. Mahay miteny gasy be ry zareo, sady maneho ny hafaliana eny ambanivohitra izany.
10. karinah ( 30/04/2007 08:22)
:lol: aiza koa ny hisygasy ts hahay hiteny gasy?:-D
11. tslem ( 30/04/2007 09:01)
sitlo:
Za mpiondana tarika remi be mihitsy tamin'ny mbola kely

d hain'i sitl koa zany lé hirany oe:
eo am-body fefy aho no miandry anao
isan-kariva maizi-pito ô......

:-D:-D:-D
12. karinah ( 30/04/2007 09:31)
zéro sir vingt ao anaty bulletin;
porofo-pitiavako anao ô bis
:-D:-D
13. sudou ( 13/05/2007 15:58)
Ireo lazondazony nandalo tamin'izany

Dia hitako fa be ny mitomany

Haiko tsara ny tonkira fa tsy manana fotoana aho Ny havany ihany no namono an'i kokou e! ra fialonana no nahatonga izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404