salmo1 sy xxx

1. salmo1 ( 29/04/2007 01:04)
Rehefa misy mametraka xxx ato, mitovitovy @ dinika hapetrako..., de misy milaza fa izaho ihany ilay xxx... ^:^^:^

ohatra:
*salmo ndray zao io .
*salmonele ndray zao io.
*aza miafina fa tonga de kobo elah rasalmo ah.
^:^;-)

Marihina fa tsy izaho mihintsy ilay xxx rehetra mitovitovy @ dinika hapetrako...^:^

Ny sasantsasany knefa tena kourazy be mihintsy vao endrikendreny sasany oe: zah ilay xxx teo.

Ilay olona nametraka xxx knefa any ambadimbadika any mampilaza Ahy hoe:
*lazainy olona fa elah ve leisy zah hihihi
*Aona zany salmo fa lazainy sasany fa za njay zany i salmo;-)
*Lazainy olona fa salmo1 foana kou za hihi lol

Ahoana iany izy ity e:?:


répondu par sakaizakely le 30/04/2007 16:30
2. Rasiligaoma ( 29/04/2007 01:07)
misy ry zalahy mpiandraikitra ry salmola na manao xxx aza ialahy hitany foana an, ary tsy afaka mandainga mihintsy ialahy fa tratra
3. salmo1 ( 29/04/2007 01:17)
Rasiligaoma: nareo angamba no tsy mahazo tsara fa aleo hazaivainy salmola na i zaza-saina le fandehany le xxx.
;-)
ohatra anakiray fotsiny:
Rehefa izaho ihany ilay xxx, efa fantatro fa izaho mihintsy ary mino aho fa mahalala ny mpiandraikitra ato, knefa misy takaka 5 na 6 eoeo milaza fa ry zareo indray ilay xxx any @ findraisana ambadika any.
:-D:-D:-P



4. Papoose ( 29/04/2007 04:08)
siligaoma, aleo izy hiX eo ee!tsy hahita joba eo ihany v!:-P
5. diamondra27 ( 29/04/2007 06:12)
salmo moa hendry ô! tsy zaza saina
6. xxx ( 29/04/2007 09:46)
8O8O8O
7. xxx ( 29/04/2007 10:01)
salmo JTM
8. Rasiligaoma ( 29/04/2007 13:19)
salmo> ny an'ialahy hita be foana hoe ialahy ilay manao xxx ka :-D
ry takaka no mora fanina fa tsy izaho saingy tsy ivakiako loha ny fitadiavana an'ialahy manao x any fa mitovy foana ialahy amiko: tsy ampy saina
9. laracroft ( 29/04/2007 15:02)
xxx:

salmo JTM

:-D:-D:-D:-D

10. diamondra27 ( 29/04/2007 15:40)
:-D:-D:-D
11. xxx ( 29/04/2007 16:23)
salmo> tqro :-D:-D
12. xxx ( 29/04/2007 16:24)
salmo: I(l)U
13. laracroft ( 29/04/2007 16:46)
:-D:-D:-D8)
14. Fiffi ( 29/04/2007 20:58)
salmo kosa tratra foana raha vao miditra xxx koh ! tsy mahay mihafina.....:{
15. simplex ( 29/04/2007 21:08)
papoose:
aleo izy hiX eo ee!tsy hahita joba eo ihany v!:}

xxx:
salmo JTM
xxx:
salmo> tqro
xxx:
salmo: I(l)U


Manin aza za no tsy mba misy mi-xxx mintsy e :snif::snif:. Je veux ma maman :roll::oops::P

:b:b:b
16. Fiffi ( 29/04/2007 21:16)
:-D:-D:-D:-D zany ve akia ? de ho gaga eo nage ndry ry simplex raha misy manao an'zany koh eo eh ! :-D:-D:-D
17. xxx ( 29/04/2007 22:03)
je te kiffe simplex:wink:
18. salmo1 ( 29/04/2007 22:13)
Rasiligaoma:
mitovy foana ialahy amiko: tsy ampy saina
rehefa izay mou ny tiny ingahy, inn ntsony zany fa manaiky fôna izaho e. Manja fôna ka, sady reveko manja zay resaky ingahy rehetra
;-)
19. vale ( 29/04/2007 22:50)
Rasiligaoma:

salmo> ny an'ialahy hita be foana hoe ialahy ilay manao xxx ka :-D
ry takaka no mora fanina fa tsy izaho saingy tsy ivakiako loha ny fitadiavana an'ialahy manao x any fa mitovy foana ialahy amiko: tsy ampy saina
andray kosa e!...:{:{:^)


20. sitlo ( 30/04/2007 00:56)
Izay ilay hoe: "ny vava no tsy atao be, ny mamerina azy no tsy laitra".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0954