Ny Fitiavana mahafafa alahelo ...
3. Mimifali
(
27/04/2007 11:19)
"tiako ianao no halako,
fahavaloko no havako..."
n tena nahatadidiavako an'io zvtr lazainao io dé hoe: tiako ianao no sady halako, fahavaloko, malalako...Tononkalon RADO ngamba iz io zay...(l)
fahavaloko no havako..."
n tena nahatadidiavako an'io zvtr lazainao io dé hoe: tiako ianao no sady halako, fahavaloko, malalako...Tononkalon RADO ngamba iz io zay...(l)
5. pimaso
(
27/04/2007 11:55)
simplex >
Na dia be aza ny fahavalo
Ny tiana tsy mety atakalo
Fa andry iankinana tsy maba mikoro
Andry mahitsy fijoro
Tiako ianao no sady halako
Fa mangidy koa no mamiko!
"Fahavaloko", "Malalako"
samy anaranao raha amiko.
Saotse e!!!
;-)
;-)
;-)
Na dia be aza ny fahavalo
Ny tiana tsy mety atakalo
Fa andry iankinana tsy maba mikoro
Andry mahitsy fijoro
Tiako ianao no sady halako
Fa mangidy koa no mamiko!
"Fahavaloko", "Malalako"
samy anaranao raha amiko.
Saotse e!!!
;-)
;-)
;-)
6. Fiffi
(
27/04/2007 15:46)
pimaso:heu....soahiany fa hira io satria tena tsy azoko hoe : sady tiana nefa halanao ? sady fahavalonao no havanao ? :roll:
tiako ianao no halako,
fahavaloko no havako...
7. xxx
(
27/04/2007 19:51)
marina io fa tsy misy na vitsy ny olona tia mandrakizay izany, indraindray mantsy mahasosotra ilay olona indrindra fa casse-pieds izay izy. mandainga ny milaza fa tia 24h sur 24, 7 jours sur7 izany,mbô kôzy e!
8. dongadonga
(
27/04/2007 22:50)
de ahoana indray izany le hoe '@ andro maloka vao misaraka '-lamban'akoho ka faty no hisarahana:lol:
10. cutie
(
27/04/2007 23:04)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-04-2007 21:51:55
Lohateny : Re : Ny Fitiavana mahafafa alahelo ...
marina io fa tsy misy na vitsy ny olona tia mandrakizay izany, indraindray mantsy mahasosotra ilay olona indrindra fa casse-pieds izay izy. mandainga ny milaza fa tia 24h sur 24, 7 jours sur7 izany,mbô kôzy e!
misy io fa vitsy :lol:
11. dongadonga
(
27/04/2007 23:48)
de inona fotsiny no hiarahana rehefa hisaraka ,ko ratsy kilalao izy ity ,fa ianao aza be fam éo ri xxx an
