hahay hionona
1. bazylou
(
26/04/2007 22:23)
amin'ny mandat 2 ve ny prezda gasy sa....25 taona ???
répondu par Jeankely le 30/04/2007 12:36
3. Jeankely
(
27/04/2007 04:07)
Na firy taona na firy taona io tsy mety ny miandany be fahatany sy ny manaratsy be fahatany koa. Rehefa manana saina ampy sy mamakafa ny Malagasy tsy tafapetraka eo ianao fa mipitika. Ny mampalahelo dia misy ny sasany tsy ny hampitombo ny fahaizan'ny Malagasy handinika sy hanadihady no ataony fa fanesoana, fandrabirabiana ary fitanisana ny fahantrana sy fahoriana. Ity resaka polotika ity mantsy loza dia loza fa ao aza ny sasany mandefa hira tsara sy resaka vetaveta amin'ny Radio satria ireo hono no mahaliana ny tanora ka amin'izay izy tsy mihaino izay resaka politika sy ny ho aviny. Rehefa fantantrao ny lalana'ny baolina kitra ohatra dia fantatrao ny mivoaka, ny diso sy ny baolina maty na tsia. Resaka mampitombo ny fahaizana manadihady no tokony atao.
4. paris10
(
27/04/2007 15:11)
tsy maharitra mihitsy jeankely fa mamaly an'i bazyl foana an!nefa rediredy moa zao aposany eto @ serasera eto zao!mahamenatra marina e!
5. Jeankely
(
30/04/2007 12:36)
Tiako hamaly foana i Bazylou mba ho fantatry ny tanora tsara fa misy vendrana kay lasa any andafy nefa ny ankizy misaina ao antanindrazana ao indray no lazainy vendrana. Mpamosavy no anaran'iny. Efa Bazyl + lou. Tsy nanontaniany ny dadatoany ny dikan'ny hoe "LOUmorina". Hahaha. Lou Bazyl
