sao de mba mahita na mahafantatra zavatra manalehibe sy manalava ny taova filahina nareo ry zalahy fa tsy afapo mihitsy ny sypa raha miaraka amiko satria ny ahy tsy mba @mesura norme fa tena kely be mihitsyka sorena fona zay sipa miaraka amiko,inona ny vahaolana ry zalahy,sao de mba misy fanafody ihany eto madagasikara ,de mba ambarao