fiteny vaovao
1. karinah
(
20/04/2007 13:28)
Slt daholo,
inona kay ny dikan'ny fiteny hoe "te ho eny akaikinao eny" ?????, fiteny vaovao izy io, fa tsy fantatro tsara lay dikany, raha mitovy @ le eritreretiko,:oops:
inona kay ny dikan'ny fiteny hoe "te ho eny akaikinao eny" ?????, fiteny vaovao izy io, fa tsy fantatro tsara lay dikany, raha mitovy @ le eritreretiko,:oops:
répondu par xxx le 27/04/2007 17:18
2. andrea
(
20/04/2007 14:11)
mbo azavao oee! ny ahy ve mbola 'odoyé' foana koa.. tara vaaaammmmm! mbo atositiseho kely le vam e ! :P :P
4. salmo1
(
20/04/2007 15:46)
Misy olona mahatehotia any karinah angamba, de i karinah te ho eny akaikiny eny.
6. xxx
(
20/04/2007 18:16)
andrea:8O8O8O
mbo azavao oee! ny ahy ve mbola 'odoyé' foana koa.. tara vaaaammmmm! mbo atositiseho kely le vam e ! :P :P
7. salmo1
(
25/04/2007 23:16)
karinah http://www.youtube.com/watch?v=ZNu9AbWqgjs&mode=related&search= fa hatolotro ho andry[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/p_flower01.gif[/IMG]