tonon-kira

1. rtol ( 18/04/2007 11:40)
Azafady kely!

Iza kay no mba manana ny tonon-kiran'ilay hiran'i Tselatra "Mantena an'iza?"

Mangataka ny hamoram-pon'izay mba manana mba handefa azy.

Misaotra mialoha
répondu par mpamonjy le 18/04/2007 14:55
2. Stretch ( 18/04/2007 11:48)
Manantena


Manantena an'iza.
Ts'isy foana
Eh tsy hita moa izy ity ry akama
efa ela ihany aho tamin'ny tanana
Mpivarotra voanjo lasa rovitra akanjo
Ts'isy hantenaina fa miferinaina e
mba mpiasam-panjakana
nefa kely karama
lasa retraité
efa antitra be
mbola ratsy laoka ka mitady hisotro toaka
vavavava fotsiny no miteny
angano angano arirarira
toa rivotra ireny
misondrotra ny fiainana reveko fa tsy quoi
drodroka sy ketraka misambo-drivotra
mifofotra ny tena fa leo ny famrtsena sy ny fikafika B zay koboningah Ratrema
fa tsy sahy miteny
manantena nefa taolana
Manantena an'iza.
ts'isy foana
tsitako zay azo atao anao nefa razoky
mahereza ihany lesy faza very toky
mbola hoavy ny maraina
ny tompo mahery no aoka handrandraina
mitsangana f'aza kivikivy
omeo courage foana re ny ankizy
fa na misy aza ny hafetsena tsy maintsy mbola hirodana ny babilony fitiavan-tena
Sambatra izay matoky ny lanitra
Sambatra ny rehetra maharitra


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0019.gif[/IMG]
tsisy fisaorana.
fa mba http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4205


3. mpamonjy ( 18/04/2007 14:55)
stretch : ary tononkiran'ny "kazar" ve misy ?
baroho ohatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1704