Dessert kely

1. pimaso ( 18/04/2007 11:10)
Nisy bandy 3 samy mainty be daholo izy rehetra dia niakatra tany andanitra ka raha vao tonga tao dia nasain'Andriamanitra nisafidy zavatra iray izay tena iriany avy izy 3 lahy , dia nasaina niteny le voalohany ny ahy tompoka dia ny mba ahalasa ahy ho fotsy be , dia lasa fotsy be lery , dia nande koa le faharoa dia mbola hotran'izay koa no nangatahiny ; dia nandroso le farany dia hoy lery hoe ny ahalasa azy roalahy mainty be , dia niverina mainty be izy telo ok daholo e!
répondu par pimaso le 24/05/2007 14:31
2. Stretch ( 18/04/2007 11:34)
:-D

kay lety e !
maty antoka be izy miral nanao an lay vôyazy klé !
lany fré fotsiny.
3. booboo ( 18/04/2007 13:26)
:-D:-D:-D:-D
4. mirana5 ( 19/04/2007 07:35)
=D=D=D tsy ratsy ndray iny!!!!
5. pimaso ( 19/04/2007 13:19)
Nisy razoky mpiompy akoho zay zany tany Ambanivohitra.Dia ny Akoholahin'lery zany efa antitra dia tapakevitra lery hoe ho soloina tanora amin'zay ilay Akoholahy antitra.
Nande nakany an-tsena dia nitady dia nahita dia nividy. Amin'ny ao tsara mihintsy.
Tonga tany an-tanana dia nalefa niaraka amin'ny akoho namany. Nanatona ilay akoholahy antitra dia niresaka izy mitsamy.
- O ry zandry aa, zao, marina fa efa antitra aho dia izay no nividian-dRazoky anao hisolo ahy, fa ny fiangaviako dia mba amelao akohovavy iray aho mba hiaraka amiko. Ny ambiny rehetra zany anao.
- Tsia, tsia dia tsia, ahy daholo ireo, ianao tsy mahazo mikitika tsony.
Ni-insite ihany ilay akoho antitra fa tsy nety mihintsy ilay akoho vaovao.
- Zao ary, ianao io zany milaza fa matanjaka noho izaho, ndao hifaninana hiazakazaka ka raha resiko ianao dia omenao ahy ny akoho vavy iray.
- Ndao ary fa ianao ve haharesy ahy.
- Fa na izany aza nefa mba omeo avance 3 metre aho.
- Na 5 metre aza tsy maninona eee.Tratrako foana enao.
Dia raikitra ny hazakazaka.
Teny ampiazakazahana, tonga dia nosamborin'ilay tompony ilay Akoholahy vaovao.
- Akoho PD, efa elà zao no fandimin'ny Akoholahy novidiako PD daholo, tonga dia any ambilany...

he he he he,antitra antitra ihany letsy aaaa
6. pissoa ( 19/04/2007 13:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. nikopol ( 19/04/2007 14:33)
Dia natsiro ve ireo akolahy tanora ry pimaso ? :-D:-D:-D:-D
8. nathie86 ( 20/04/2007 07:46)
pimaso:-D:-D:-D:-D
9. onjah ( 21/04/2007 15:48)
:-D:-D:-D
10. Bita ( 24/04/2007 17:32)
:lol::lol::lol:
11. wooda ( 24/04/2007 18:02)
:-D pimaso marina!

ampio indray =D
12. pimaso ( 26/04/2007 08:05)
Ankamantatra ity :
Ahoana ny ahafantarana ny vehivavy iray miakanjo tsara fa tsy manao slip izay misy mahafantatra?
;-)
;-)
13. pimaso ( 27/04/2007 06:18)
Un magasin qui vend de nouveaux maris vient juste d'ouvrir à New York City.
C'est un endroit où les femmes peuvent se rendre pour choisir un mari.
A l'entrée du magasin, on y découvre une brève description de la manière
dont fonctionne le magasin :
Vous n'avez le droit qu'à une seule visite. Il y a 6 étages. A chaque
nouvel étage, les qualités des hommes exposés augmentent au même titre
que vous montez d'un étage.

Bien entendu, il y a un hic : vous devez choisir un homme sur l'étage
;-)
;-)
;-)
ou vous pouvez monter d'un étage, mais en aucun cas, vous ne pouvez
redescendre d'un étage sauf pour quitter le magasin.

Une femme entre donc dans le magasin pour trouver un mari.

Au premier étage, il y a un panneau sur la porte qui dit : Ces hommes
ont un travail.

Au deuxième étage, il y un panneau sur la porte qui dit : Ces hommes
ont un travail et aiment les enfants.

Au troisième étage, il y a un panneau sur la porte qui dit : Ces
hommes ont un travail, aiment les enfants et ont particulièrement belle
allure.

La femme se dit « waow? ».. Mais elle sent instinctivement qu'elle
doit continuer..

Elle arrive au quatrième étage et le panneau sur la porte dit : Ces
hommes ont un travail, aiment les enfants, ont particulièrement belle allure
et aident aux travaux ménagers.

« Oh mon Dieu, s'exclame-t'elle. Je peux à peine y croire ».

Malgré tout, elle continue et monte au cinquième étage. Le panneau dit:
Ces hommes ont un travail, aiment les enfants, ont particulièrement
belle allure, aident aux travaux ménagers et sont très romantiques.

Elle hésite à rester... Mais monte quand même jusqu'au sixième étage.

Le panneau dit « Vous êtes le 31 456 012 visiteurs de cet étage. Il
n'y a pas d'homme à cet étage. Cet étage n'existe que pour vous prouver que
les femmes sont impossibles à contenter.
Merci de votre passage au Magasin des Maris....


Un nouveau magasin qui vend des femmes vient d'ouvrir juste en face,
dans la même rue.

Le premier étage propose des femmes qui aiment le sexe.

Le second étage propose des femmes qui aiment le sexe et font la cuisine.

Les étages 3 à 6 n'ont jamais été visités...
14. pimaso ( 30/04/2007 06:50)
Nisy ramatoa nividy mofogasy efa antitrantitra sady kizitina izaitsizy!
- Anaovy mofo gasy anakiroa!!
Dia nomen'ilay mpivarotra ilay mofogasy voafono gazety! Nony azony ilay mofogasy dia noviravirainy teo sady nikentrona be izy dia tonga dia tonga fofona be niteny t@lay mpivarotra:
- Tsy mahaloa ny volanao za fa mofogasy efa omaly ity nomenao ahy ity! Everinao fa olona vendrana angah za!
NAnontanian'ilay mpivarotra izy hoe
- Fa ahoana no ilazànao fa mofogasy omaly io anefa vao androany mihtsy io, sady tezitra koa ilay mpivarotr
Vao maika rafotsy nirintona sady natsipiny ilay mofogasy niteny izy hoe:
- Jerevo fa ilay hamonosanao anazy gazety efa datin'ny omaly, koh tsy ho mofogasy omaly ireny! Ty netena, sady natsipiny ilay izy!

Niakatra @zay ny soratra!
;-)
;-)
;-)
15. pimaso ( 02/05/2007 07:22)
Nifanaraka fa hitsoaka ny adala 3, somary avo ny toerana nasiana azy ireo de mba nikaroka hevitra ry zareo.
- Nitsambikina ny adala voalohany, sady nitondra elo nivelatra (natao ohatry ny para) dia nilatsaka tsimoramora
- Nanao toy izany koa ny faharoa
- Nandrasana ny fahatelo ka tsy nety tonga, tampoka teo iny fa nidoboka be teo akaikin'izy roa lahy:"tena tsy nahita elo aho letsy de imperméable no nentiko"

Azonareo ve?
16. pimaso ( 04/05/2007 15:01)
Tao anaty taxi-be izany, dia nisy masera nipetraka teo akaikin'ilay mpamily, àry nisy jiolahim-boto nipetraka tao aoriana. Nananihany sady naniratsira an'ity masera ilay jiolahim-boto, ka nilaza taminy hoe : (JB : jiolahim-boto ; M : masera ; S : saofera)

JB : Tena mba tiako 'zô ry masera raha mba manao vetaveta kely sika sy enô !?!

M : Andray zanako !!! Tsy tahotra tsy henatra akory ve no anambarànao an'izany, relijiozy anie aho e... mpanompon'Atra.

JB : Ka tsisy iraharahiako an'zany fa zah te-hil.ly @ao dia tapitsa e !!!

Nobitsibitsihan'ingahy saofera hono ity jiolahim-boto hoe :

S : Raha tena te-hanao @ io masera io izany marina ingahy, dia tongava eny @ fasam-bazaha eny Ampasampito rahalina @ 12 tsy diso, fa mivavaka eny foana izy isak'al, dia mody manaova Atra fa tratranao io.


Dia notanterahan'ity jiolahim-boto àry izay tenin'ilay mpamily izay... Tonga ny t@ 12 al, ilay jiolahim-boto efa niafina tao ambadimbadiky ny fasana tao, sady nanao pôzipôzi-na Zanahary (manao akanjo fotsy lavabe, sy saron-doha fotsy). Nandohalika i Masera, sady nanomboka nanandratra ny vavaka. Tampotampoka teo, injany nisy feo (i zanahary io, ilay jiolahim-boto, ataontsika hoe Z) :

Z : Manahoana ianao masera.

Gaga i masera satria sambany namaly azy mivantana ilay Andriamaniny...

M : Manahoana ianao Atra.

Z : Tsy hamaly ny vavakao aho anio raha tsy manao firaisana isika sy ianao ?!?

M : Fa maninona no mivadika amiko tahak'izany ianao Atra ??? Hatrizay ve nandeha ho azy dia izao lasa mila tambiny ? Nefa raha izany no hampivaly ny vavako dia tsy maninona fa ndao ary e... Fa zao anefa, aleo tazonina ho virijiny ny anoloana fa ao afara ianao raha hanan'.

Z : Ao àry fa tsy maninona hoy zanahary (ilay jiolahim-boto).

Dia nanovokovoka teo hono ny anao lahy, àry nony tonga ny azy dia niseho t@ tena endriny @ izay ilaiaka...

JB : He, he, he, tena voako ianô masera fa zah anie ilay jiolahim-boto tao anaty taxi-be e !!!!!!

Dia hoy i Masera :

M : He, he, he, voako koa ianao fa zah anie ilay saofera e.

;-)
;-)
;-)
17. pimaso ( 10/05/2007 12:47)
:-D:-P:-o
:P(l):lol:
:D:idea::)
:^):*:-*
;-)
;-)
;-)
18. cialaurie ( 11/05/2007 16:06)
=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^
pimaso:

Nisy razoky mpiompy akoho zay zany tany Ambanivohitra.Dia ny Akoholahin'lery zany efa antitra dia tapakevitra lery hoe ho soloina tanora amin'zay ilay Akoholahy antitra.
Nande nakany an-tsena dia nitady dia nahita dia nividy. Amin'ny ao tsara mihintsy.
Tonga tany an-tanana dia nalefa niaraka amin'ny akoho namany. Nanatona ilay akoholahy antitra dia niresaka izy mitsamy.
- O ry zandry aa, zao, marina fa efa antitra aho dia izay no nividian-dRazoky anao hisolo ahy, fa ny fiangaviako dia mba amelao akohovavy iray aho mba hiaraka amiko. Ny ambiny rehetra zany anao.
- Tsia, tsia dia tsia, ahy daholo ireo, ianao tsy mahazo mikitika tsony.
Ni-insite ihany ilay akoho antitra fa tsy nety mihintsy ilay akoho vaovao.
- Zao ary, ianao io zany milaza fa matanjaka noho izaho, ndao hifaninana hiazakazaka ka raha resiko ianao dia omenao ahy ny akoho vavy iray.
- Ndao ary fa ianao ve haharesy ahy.
- Fa na izany aza nefa mba omeo avance 3 metre aho.
- Na 5 metre aza tsy maninona eee.Tratrako foana enao.
Dia raikitra ny hazakazaka.
Teny ampiazakazahana, tonga dia nosamborin'ilay tompony ilay Akoholahy vaovao.
- Akoho PD, efa elà zao no fandimin'ny Akoholahy novidiako PD daholo, tonga dia any ambilany...

he he he he,antitra antitra ihany letsy aaaa




19. apache ( 12/05/2007 09:36)
Tany @ i G.Bush hono Ra8 indray andro dia nanontany :
- Fa maninona kay ry Bush no mahay be daholo ny minisitr'ialah?
- ny ahy ra8 ametrahako fanontaniana dia raha vao tsy mahay dia roahako an!jereo ange e!
Collin Powel avia ialahy aty! iza ary izao, zanaky ny dadan'ialahy sy maman'ialah le olona nefa sady tsy ny rahalahan'ialahy no tsy anabavin'ialahy!?
- Izaho izany hoy i Collin Powel.
!!!!
Nony tonga taty Dago ra8 tonga dia nampiatra avy hatrany
-Partick, avia ialahy aty!!! iza ary izao, zanaky ny dadan'ialahy sy maman'ialah le olona nefa sady tsy ny rahalahan'ialahy no tsy anabavin'ialahy!? voaraoaka ialah raha tsy mahay an'izay!!
- Tena mba omeo 24h ary aloha aho hieritreretako e!
Lasa naka hevitra tany @ i Sila i Patrick,
hono ho ry Sila,iza ary izao, zanaky ny dadan'ialahy sy maman'ialah le olona nefa sady tsy ny rahalahan'ialahy no tsy anabavin'ialahy!?
-Izaho izany hoy i Sila tsy taitra!
Nony ampitso :
- Hitako le izy prezida
-iza ary?
- I Sila le Izy
- diso, voaroaka avy hatrany ialahy, I collin powel nefa le izy!!!
20. pimaso ( 16/05/2007 11:25)
=D=D=D
;-)
;-)
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505