mpangalatra
1. lytune
(
18/04/2007 08:18)
hum!!! betsaka ny mpangalatra ny saina izay efa voakolokolon'ny hafa!!!hum!!!rah tsy mitandrina gasy d ho very saina soamantsara...
répondu par lytune le 18/05/2007 12:33
3. ikaretsaka
(
19/04/2007 02:45)
amin'izao ange angalarina daholo ny rehetra e.. fa tsy ny fitaovana na ny zavatra/entana ihany
saina, kolontsaina, finoana.. angalarina daholo izany..
rehefa tratran'ilay hoe "brainwashing" izay na ilay "fanasana atidoha"
saina, kolontsaina, finoana.. angalarina daholo izany..
rehefa tratran'ilay hoe "brainwashing" izay na ilay "fanasana atidoha"
4. lytune
(
07/05/2007 15:21)
Marina b mihitsy izany...ngah moa mbola tsy henonareo ilay hoe...hotrandrahan'ny amerlog hono ny salegy d avy eo somary hovainy kely d ho lazainy fa kolotsainy nefa halatra b vava b zao...ahoana no fahitanao an'izany...tsy mlay an...mpangalatra
5. ikaretsaka
(
08/05/2007 00:33)
tsy ny salegy sy ny amerloky ihany.
fa ny vary gasy lasa vary italianina izao hono ny anarany...
ny vary makalioka lasa carolina rice hono ny anarany!
"ny teo ihany no avadibadika miaraka amina imaginations etsy sy eroa dia mahazo zavatra vaovao"
hoy i Picasso

6. lytune
(
15/05/2007 13:22)
Io koa anie rahalahy tsy ny vahiny ihany no m'laiso fa na dia isika koa aza e!...milaza ry lerony fa hoe rap gasy...fa gasy avy taiza io moa:evil:?...(...azafady aloh ry mpiondana an...)...sa...:D
7. xxx
(
15/05/2007 13:26)
- papier antemoro sy ny mauriciens
- izao ny harona avy any M/car lazain-drizareo harona réunionais , satria mi transiter ao La Réunion alohan'ny hahatongavany eto Frantsa
- izao ny harona avy any M/car lazain-drizareo harona réunionais , satria mi transiter ao La Réunion alohan'ny hahatongavany eto Frantsa
8. lytune
(
18/05/2007 12:33)
Hum! :xka ny vazo salegy aza efa ovaindry zalahy tsikelikely ho "segà" e!...sady ny créole anie tsy manana ny kolotsaina fototrany e!...tsy manana hazon-damosina...tssssss!!!!:-D