Viavy rozy sa raozy

1. Bita ( 17/04/2007 17:38)
Tsotra nefa tsy haiko ity hira ity ka mba mangataka tonony e!: Misy hoe: viavy raozy e!, viavy tsara ....tsy ambelako...... Dia misaotra indrindra
répondu par Fiffi le 17/04/2007 20:55
2. Fiffi ( 17/04/2007 18:16)
ny feony no tena aiko fa ny tonony heu.....fiteny tsy de aiko loatra le izy....
3. sipagasy ( 17/04/2007 20:08)
ndraso fa ho avy eo i mlle lanto hihira azy annn:-*
4. Fiffi ( 17/04/2007 20:55)
la ! la ! la ! ...manakara eeeeehhhhhh misy an'zay moh ? hihihihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0965