Lehilahy mivarotra ny vadiny na ny sipany ho fidiram-bola!
1. ronaldo09
(
17/04/2007 08:19)
O ry zareo iza no diso ilay sipa sa ilay bandy?
répondu par Jeankely le 31/05/2007 04:23
3. xxx
(
17/04/2007 10:51)
ianao no diso fa raha lehilahy matanjaka dia tsy mampivarotra olona izany!!!Mba manana hazon-damosina miasa ry anona an!
5. tynah
(
17/04/2007 18:00)
samy diso satria ilay lehilahy mivarotra ny vadiny , ilay vehivavy koa manaiky hamidy.tssssssssssssssssss.
8. voara
(
18/04/2007 10:28)
mahatafita io fa za efa nahita sipa piaramianatra t@ nay ,nanao io asa mora io ,zao izy tafita be mihitsy ,ary mbola lazainy hoe :vidi............ akia
9. kally
(
18/04/2007 15:15)
voara:
mahatafita io fa za efa nahita sipa piaramianatra t@ nay ,nanao io asa mora io ,zao izy tafita be mihitsy ,ary mbola lazainy hoe :vidi............ akia
Ka raha tena nahatafita naninona i Voara tsy nanaraka ny nataony?
11. voara
(
19/04/2007 15:40)
kally: fanga rehefa mahatafita ny namandry ny zavatra ataony ,de tsy maintsy hanaraka an'zany ndry .@ fiainana akia ry kally amiko tsy tsara ny maka tahaka ,ny mamorona no tsara ,ny vitana tsy mitovy ,fa namako izy de namako ,milaza ny zavatra hitako aho akia ,ary izy ndray aloha tsy namelo-jaloko araka ny hevitra napetrak'i ronaldo09 io e ,namelona ny reniny sy ny zandriny vavy izy ,kanefa le zandriny vavy tsy nanaraka izay nataony
13. Jeankely
(
31/05/2007 04:23)
Maro no tafita tamin'ny vidim-bo...na izany aza marobe koa ny nihevitra ny ho tafita amin'ny fampiasana vo.. fa vizana tsy tafavoaka ary afa-baraka. Ny fiainana antany rehefa lasa mpanankarena sy manana ny rehetra dia afaka mijoro ary hanjaina sy tehafan'ny olona na tamin'ny fomba ahoana na ahoana ny nahazoany harena. Amin'ny fiainana miaraka amin'ny finoana sy fivavahana kosa dia resaka an-tany izany ary heloka. Tsy ny Christian ihany fa na Budhist na Indhou na Muslim dia heloky ny tany izany miaina amin'ny vidim-bo..izany. Vady izany mahasaropiaro ka ahoana indray ny hanaovana fitiavana amin'iny rehefa avy nolavan'ny manambola ary hitanao maso eo. Aleoko ihany mahantra kano.