amin'ny 2010

1. bazylou ( 15/04/2007 14:18)
hono vao ho voavaotra ny delestazy hoy ilay senatera akamako izay!! ka mandram pahatonga io dia delestazy no ady eo
répondu par Jeankely le 03/05/2007 09:59
2. jefra ( 15/04/2007 15:22)
Lazao aloha ny lokon'ilay senatera akamanao hadinihana azy.Samy hafa be ny mety ho ao ambadik'ilay resaka raha TIM, na Leader, na Piso, na Arema ilay miteny, fa tsy mitovy.

Raha Rakotomaharo izao no milaza fa nisy halatra ny fifidianana dia tsy mitovy lanja amin'ny mety hikiakiahan'i Vaovao B izany :wink::wink:
3. nathie86 ( 16/04/2007 13:20)
nga tsy 2012
4. Fiffi ( 16/04/2007 20:17)
humm.....iza zany senatera zany ?
5. Jeankely ( 03/05/2007 09:59)
Tsy inona fa ny fisian'ny olona voalaza ho senatera sy mpanao politika be resaka io no nahatonga ny olona tsy miraika amin'izany resaka politika izany. Avy eo iny olona tsy miraika iny indray no ataony fiasana fa fizahavan'ny vahoaka azy. Na iza na iza mpitondra ka tsy mifanaraka amin'ny tanjona tratrarina ny sain'ny vahoaka, sarotra ho azy ny ho tafavoaka. Noho izany tsy tokony simbaina ny sain'ny vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3709