Omega- vola no maha rangahy
1. Aino
(
15/04/2007 10:08)
http://www.dailymotion.com/tag/country:mg/video/x1pacg_omega-vola-maha-rangahy
rehefa tsy manambola izany dia tsy rangahy.!!:roll:
fa tsara andihizana aloha ilay hira.
rehefa tsy manambola izany dia tsy rangahy.!!:roll:
fa tsara andihizana aloha ilay hira.
répondu par dongadonga le 29/04/2007 14:00
2. fasaly
(
15/04/2007 12:47)
fomba fiteny fotsiny aky io fa amzao fotoana izao ny vola no maha olona a! na lahy na vavy mila vola dool sinon tsy velona na mangaltra manao asa ratsy:-P
