sodina
1. sitlo
(
14/04/2007 16:15)
saika nanamboatra sodina aho dia tsy haiko hoe firy ny isan'ny lavaka atao aminy.
dia firy sm eo ny elanelan'ny lavaka sa rehefa mitovy ny elanelany dia basy?
dia firy sm eo ny elanelan'ny lavaka sa rehefa mitovy ny elanelany dia basy?
répondu par Fiffi le 17/04/2007 05:59
3. sitlo
(
14/04/2007 16:32)
mersy njy,
mety anaovana tahon-tsitlo mihitsy io izao. :-D
fa firy sm ny elanelan'ny lavaka?
mety anaovana tahon-tsitlo mihitsy io izao. :-D
fa firy sm ny elanelan'ny lavaka?
6. sitlo
(
14/04/2007 16:39)
ny an-dry kelly13 koa tsy misy sarma mihitsy :-D
okay fiffi, fa aleo andramandramako any dia rehefa tsy t ve tsy ho atody. :-*
okay fiffi, fa aleo andramandramako any dia rehefa tsy t ve tsy ho atody. :-*
10. sitlo
(
14/04/2007 16:51)
hitako ny fika http://www.dailymotion.com/relevance/search/rakoto/video/x1bwg7_hafatra-rakoto-frah getena amin'ny elanelan'ny ratsan-tanan'ilay mpitsoka ao.
18. Solitikabe
(
17/04/2007 05:09)
Ahoana ilay sodina sitlo.
Tamin'ny mbola kely dia goakagoaka mihintsy ny sitlo kinga anaovana sodina kely.
Tamin'ny mbola kely dia goakagoaka mihintsy ny sitlo kinga anaovana sodina kely.