Zao vao tongasaina ny rehetra fa tsy izy ravalo
1. ronaldo09
(
14/04/2007 08:56)
Somary nangingina aho tato ho ato ary nanaraka sy nijery ny fizotran'ny forum eto amintsika,ary tao anatin'izany no nahatsapako fa tonga saina amizay izay rehetra nanohana fa tsy izy ravalo ary izy ireo ihany no milaza fa hala-bato no nisy!
Taitra satria i Antananarivo renivohitra nanao TSIA ,ny renivohi-paritany 5 hafa nanao TSIA nefa dia lazaina ho ENY ihany no mandresy.
Fantatro tsara ny tsy fitiavan'i Toliara and-ravalo nefa dia lazaina fa ny eny hono no nandresy tany!:roll:
Zao vao tonga saina ianareo fa nolazaina ho mirediredy ry ronaldo09 sy ry bazylou sy ry akama2006 teto .
Misaotra ary arabaina fa tsapanareo tsy fetezan-javatra!

répondu par Jeankely le 07/05/2007 08:47
2. kally
(
14/04/2007 09:23)
Iza aloha ity ianareo lazainareo ity e? Io efa nolazaiko foana na tsy nahazaka aza ny olona na tsy afa-po aza ny olona ireo mpifanandrina tamin-dRavalo koa toa vao mainka loza no afitsony.Ka tsy vahaolana ny fitatatàna fahatany eto fotsiny ry Ronaldo, naninona tsy nanara-maso ny hala-bato fa nilaozana nanara-maso ny mpi-forum? Izay anie ilay tsy mampety ilay zavatra e!:wink:
4. mandrak
(
14/04/2007 17:08)
ronaldo09:
Zao vao tonga saina ianareo fa nolazaina ho mirediredy ry ronaldo09 sy ry bazylou sy ry akama2006 teto .
atao aona fa zay ny tongony vo tatafapetraka @ tany é [IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/3D//Smiley-msn.com-3D-2254.gif[/IMG]........ [IMG]http://emoticone.free.fr/Smileys/3D//Smiley-msn.com-3D-2041.gif[/IMG]
5. wooda
(
14/04/2007 19:56)
ronaldo09:
Misaotra ary arabaina fa tsapanareo tsy fetezan-javatra!
Vaovao ihany aloha izaho nanoratra ity fa saingy averiko eto ihany ilay efa nolazaiko tao @ "Mibaribary loatra ny hala-bato": iza no mahasolo azy eo sady atokisana fa tsy "hypocrite"???
6. agoago
(
15/04/2007 08:09)
Adaladala ihany lay Ra8: efa tafavoaka ta@ fifidianana repoblika ve, tsy mipetraka tsara aho raha izaho.Olona bosibosena @ constitution, vahoaka mbola trotraky ny rivodoza sy tondra drano, na tokony hano eny aza izy ataony tsia tsotra izao, tsy any mihintsy ny mahamaika ny lohany. Sady ahoana koa moa no hahaizany iny constitution lava be iny e
8. bazylou
(
15/04/2007 14:16)
aleo hihinana ny tady kirarony eo fa io no nofidiany e!!!:lol::lol::lol:
10. rabaradaka
(
16/04/2007 14:09)
Zao razoky rolaldo09 no izy a : tsy hoe zao vao tonga saina fa misy koa ireo tsy misaina manaikinaiky foana. Asa tsaronareo ilay nanoratako hoe esory Patrick Ramiaramanana dia nihomehezanareo hoe mitady ho Maire ve i rabaradaka ? Izao izy nesorina dia ho hitanareo ny tohiny. Mba manaova logique e
11. ronaldo09
(
17/04/2007 07:47)
O rabaradaka !Za kosa nama tsy nihomehy anao zany a!Marina fa nisy ny nihomehy fa ireo mpisolelaka angamba fa tsy ho izaho mihitsy!
13. fijo
(
18/04/2007 23:05)
rehefa misafidy,ianao,ka ny ratsy sy ny kizo no azo hifidianana,dia aleo mifidy ny ratsy.
izay no nisy tany mada.
fantatra fa i ravalo tsy dia mahay mitondra loatra.(nefa ita mba nahavita ihany)
tsapa ary efa ita koa,fa ireo mpanohitra dia resabe sy herisetra no tena hainy.
ka raha ireo nohisafidianany,aleo ravalo

15. bazylou
(
19/04/2007 22:29)
"" nahavita ihany hono i le8""" , ie nahavita ny miliarany izy dia nahavita ny fahantranao bebekokoa !!!
izao izy misolela paladia etsy sy eroa!!
Ny lalana lazainao namboariny aza vao notsofin'ny rivotra dia nanidina daholo ny vatokely sy gidrao!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
izao izy misolela paladia etsy sy eroa!!
Ny lalana lazainao namboariny aza vao notsofin'ny rivotra dia nanidina daholo ny vatokely sy gidrao!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. Jeankely
(
07/05/2007 08:47)
Lazao ny marina hoe "tokony izaho ary izahay no ahazo harena amin'ny risoriso".