Engagement pour hébergement

1. azzaro ( 13/04/2007 12:32)
salut tout le monde,

Mba omeo type-na engagement pour hébergement aho ry ireto e! ilaiko maika be manko izy io.
Merci
répondu par Fiffi le 26/04/2007 15:58
2. azzaro ( 13/04/2007 14:50)
tena tsy misy mamaly ve?
3. kelly13 ( 13/04/2007 15:00)
tsy efa misy lettre type v izy reny? za mantsy tsy mbola nanao mihintsiny ka tsy haiko :)
4. mignone ( 13/04/2007 15:57)
mankanesa any aminy mairie fa any misy ny valiny tena mahafapo :-P
5. azzaro ( 13/04/2007 17:05)
merci akia ry izy roa vavy na izany aza a! ok e
6. vale ( 13/04/2007 21:19)
tsy hay kosa koa awona ny hamalina zvt tsy hay!:roll:, ny fangatahan'i azzaro momba lay numéro ny société Rojo izao nomeko anao soaman-tsara! mazotoa ooh!
7. vale ( 13/04/2007 21:20)
Any @ Mairie tkou izao no ahazoana valiny mahafapo kokoa e!!
8. Fiffi ( 13/04/2007 21:56)
efa misoratra ao anatin'ny certificat d'acceuil daholo io engagement io ary manao attestation sur l'honneur alohan'ny manisy ny sonia.....ka eny @ mairie no ahazahoana an'io...tsy maintsy eny an-toerana no mameno an'io certificat io.....
9. Ralay ( 14/04/2007 19:09)
Tsy misy an'izany engagement pour hébergement izany fa rehefa mahazo certificat d'acceuil ianao dia efa midika izay fa afaka mandray ilay olona aradalana. Dia rehefa mahazo dia asio :lol: de ampy.
10. azzaro ( 16/04/2007 17:50)
Misaotra daholo ry zareo a! tena mahafinaritra ny torohevitra rehetra fa marina izany fa tsy ilaina ilay izy.
Ilay fotoana hivezivezena any @ mairie mihitsy manko no natahorako ka naleoko manontany mialoha toy izay hoe tsy ampy an'izao na izao.
Fa manahirana ilay mikarakara ttsy ! dia avy eo indra hoe mbola alefa indray ilay izy (raha maika no tena tiako lazaina).
eny ary fa misaotra e!

Vale>ie misaotra tamin'ilay n° téléphone fa nanampy be tokoa. Asa izay raha ho tonga rahampitso ny entana izay na ahoana.


11. Fiffi ( 17/04/2007 05:41)
Ralay:
Tsy misy an'izany engagement pour hébergement izany fa rehefa mahazo certificat d'acceuil ianao dia efa midika izay fa afaka mandray ilay olona aradalana.
heu......ka io engagement io anié ka voasaoratra ao anatin'le certif eh ! de manisy sonia fotsiny hoe "j'atteste sur l'honneur" fa tsy raisina sy halalina zay rehetra voasoratra ao koh !


12. vale ( 17/04/2007 12:45)
'zay ny maha "namana" ny eto an! Azzaro:-*:-*
13. Fiffi ( 17/04/2007 13:17)
ny assurance hiany zao no tena hitako hoe tsy maintsy cochéna le case......
14. Fiffi ( 26/04/2007 15:58)
azzaro: de nanao ahoana akia izy tao ? ary am....:-$:-$ isika mifankahita zany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391