marary

1. xxx ( 13/04/2007 07:51)
Fafinaretana ihany koa ve ny mahita olona mitaraina rehefa miray ara-nofo?
répondu par dongadonga le 15/04/2007 06:25
2. sakaizakely ( 13/04/2007 08:32)
eny, fa fahafinaretan'ny marary saina = sadisme (marquis de Sade)
3. mandrindra ( 13/04/2007 10:47)
arakarak'ilay taraina io ka; raha taraina marary dia tsy milay, fa raha kosa taraina hoe eo ihany fatsisy miala dia fahafinaretana izany
4. xxx ( 13/04/2007 21:10)
ilay parténéra ve no resahana eto sa ol hafa mintsy? raha izaho sy ny olon tiako aloha d tena tiako eh! satry fona eo indrindra fa eo am lay... mmmmmmmmmmmmmmm m'lay kah!!!
5. fidelparfait ( 14/04/2007 14:25)
Zany lety no tena tsara fera miray a !raha tena olotinao no iraisanao ka tsy mitaraina na ilay hoe asina feony dia otrany hoe tsy ao ny sainy e
izany hoe ialy asina feony iny izy no tena lafo vidy be
6. dongadonga ( 15/04/2007 06:25)
milay be izy lé mitaraina milàlàlàlà bé iny:lol:
ankafizo eh=D=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1112