Kely sisa de ho majeur i jojika

1. salmo1 ( 12/04/2007 23:09)
http://www.youtube.com/watch?v=oGW1de8sfHA :°)
répondu par xxx le 16/04/2007 11:20
2. sitlo ( 13/04/2007 00:19)
zay ndray le resaka tsy misy fotony. Dia kianin'ny olona dia tezitra.
3. Zina ( 13/04/2007 00:48)
sitlo :-D:-D:-D
ny ahy no ahiko fatra pifidy lotra lery ka ahazo ny guignole ny hafarany hihihihihih:wink:
4. salmo1 ( 13/04/2007 08:17)
sitlo: efa ao anatiny lay VIDEO ny dinika:°)

ôtrizao ny tantara.

Bôfy tsy manakana ny hiaonany mitsam.

De hoy i bôfy: - Nde aho hanondraka vonikazoko fa raha misy hilaivanareo ahy atsy antokontany aho.

joba:- fa..! fa hande ho aiza ianao:?:Inona no tianao kay:?:

kôfy:- Ianao, Ianao ry malala ny foko tiako ianao, zavatra sarotra be ny mieritreritra anzany.

joba:- Miala tsiny:!:

kôfy:- Tsy nahalala aho malala, tiako ianao, amzay koa efa navelako izay rehetra nandalo mba hisainako anao.

joba:- Ho alainao vady:?::oops:

=))=))=))=))
5. salmo1 ( 13/04/2007 08:26)
...tohizana kely

Joba: - :snif:....@izao fotoana izao aho tsy afaka, tsy afaka:snif:

Kôfy: - Rosalinda, Rosalinda malalako... aoka zay! aoka zay!

Joba & kôfy:- :* :* :*
6. nathie86 ( 13/04/2007 08:27)
=))=))=))=))=)) aoka marina
7. sakaizakely ( 13/04/2007 08:57)
io le fatrapifidy ny mamy ka ho sendra ny mangidy toy ity

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img151.imageshack.us/img151/8996/thieuso7lh6.jpg[/IMG][/URL]

:-D:-D:-D
8. salmo1 ( 13/04/2007 09:33)
Olombelona ireo ka mahafinaritra be fôna, ary tsy hatao amban-javatra na biby.

Olona mitovy antsika ireo.
9. xxx ( 13/04/2007 10:08)
sakaizakely is raciste
10. sakaizakely ( 13/04/2007 12:42)
xxx ve mitapy ?
sarisary apetraka toy ny mahazatra rehefa tsy manankambara
toc toc :-w
11. nathie86 ( 13/04/2007 15:17)
raciste:roll::roll::?::?:
sakaizakely mba taiza enao no naita an'io sary io ôtran'ny dadan'i dadan'i dadabeanay mintsy le izy:), ary aôna no nampidiranao an'io:?:
12. xxx ( 13/04/2007 18:44)
salmo1:

Olombelona ireo ka mahafinaritra be fôna, ary tsy hatao amban-javatra na biby.

Olona mitovy antsika ireo.


kely misaina ihany anie i salmo izany e!
voambàka ndray ny lebé amzany an!

13. simplex ( 13/04/2007 20:56)
salmo:
Kôfy: - Rosalinda, Rosalinda malalako... aoka zay! aoka zay!
^:^^:^
quelle classe!!! ;-)
14. ikaretsaka ( 13/04/2007 23:27)
fa i jojika na t@ mbola mineur aza matotra fisainana be noho le salmo..
15. sakaizakely ( 14/04/2007 09:39)
mody miseho misaina eo imason'olona eo nefa manao xxx manaratsy olona ihany

ary matahotra hotsikeraina angaha zato izy e ? :-D:-D:-D:-D le sary micoince be ary demba wé

=))=))=))=))

takaka vao tonga :-D:-D:-D
16. salmo1 ( 14/04/2007 17:54)
simplex: lay video leisy io ah.

sakaizakely: fa inona ity mahazo anao kle:?::roll:
ikaretsaka:
fa i jojika na t@ mbola mineur aza matotra fisainana be noho le salmo..
ra vao miseo be saina ny sipa de tsipidiana kely ny molotrany... de mangina, na odina fanina zay teneniny ;-)

17. sakaizakely ( 14/04/2007 20:13)
miresaha anah eo ihany dia valiako foana na eto na ary
fa refa tsy faly mibotsna
18. simplex ( 14/04/2007 20:59)

sao d mba mifankatia marina nareo mitsam ireto e :P
19. sakaizakely ( 14/04/2007 21:25)
simplex>

f'inn wà
20. sakaizakely ( 14/04/2007 21:26)


salmo

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Cracra/vomi.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471