RADO mpanoratra

1. xxx ( 12/04/2007 08:24)
Mba ampidiriko eto ity dinika ity fa vitsy mpitsidika, vonjy aina izy ity rey olona ô.Misaotra antsika rejetra.

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46093fa1b4c13
répondu par nathie86 le 16/04/2007 08:34
2. xxx ( 12/04/2007 10:04)
satria ato anga b mpitsidika ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. xxx ( 12/04/2007 10:20)
ie, inona koa zao no mampiomehy amizany? :roll:
4. Fiffi ( 12/04/2007 11:11)
xxx:
satria ato anga b mpitsidika ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:roll::roll:


5. paris10 ( 12/04/2007 12:40)
ary ra8 nga tsy manampy azy?tena present b rado t@ 2002.
6. Fiffi ( 12/04/2007 15:21)
politisiana koh nga izy ?
7. nathie86 ( 13/04/2007 08:46)
efa antitra loatra
8. Fiffi ( 13/04/2007 21:49)
ka aina hono no vonjena koh..
9. nathie86 ( 16/04/2007 08:34)
eny eh fa mety vao maika izy hijaly eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653