Jesoa [ ]

1. simplex ( 09/04/2007 16:03)
nanao sipa ve i Jesoa e? :)

in no tena dikan'ny le hoe nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa? mikapa sy mikaly ihany sa misy zavatra hafa?

:P
répondu par cutie le 11/04/2007 23:56
2. cutie ( 09/04/2007 16:04)
:-D:-D:-D:-D
adino nga i Maria e
3. simplex ( 09/04/2007 16:05)
:D:D:D:D
nga tsy neniny i Maria :roll::-w
4. cutie ( 09/04/2007 16:14)
tsa haiko :-D
5. mandrak ( 09/04/2007 16:39)
simplex:

nanao sipa ve i Jesoa e? :)

in no tena dikan'ny le hoe nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa? mikapa sy mikaly ihany sa misy zavatra hafa?

:P



:-D
6. xxx ( 09/04/2007 17:12)
izany n hatao hoe dinika débile!ny mpamaly @ zany tssss!tena lasa mahasorena ny dinika ato sy ny valiny!
7. ftma ( 09/04/2007 17:18)
Nisy conférence momba ilay tableau misy an'i MariaMagdalena miakohoka ami'ny togotry Jesoa, nanazafa ilay olona nanao conférence hoe sipan'i Jesoa MariaMagdalena, tezitra daholo izay nanatrika teo.
nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa
mihinakanina, matory, miakanjo, mahandro, miresaka, mamangy olona, mety nanao sipa koa izy ka fa mbola tsy nahita momba izany tao anaty Baiboly aloha za
8. Vahinala ( 09/04/2007 17:48)
zay ndray aloha d tsy haiko, fa Jesosy fotsiny hoe olombelona tahaka antsika ihany.
9. ikaretsaka ( 09/04/2007 23:22)
nanao pipi koa izy rehefa poritra ..mino aho!
fa ny mahalasa ny saiko de oe ahoana ny fomba fanaovany pipi. manao ohatran'ny lehilahy ve sa misy anjely mitazona sa tonga de miracle mon ami de vita ho azy?
10. nikopol ( 10/04/2007 09:20)
dia iza no nanasa ny akanjony ? dia inona ny maraky ny lame razoaran'i lery satria tena eficace ilay izy ...
ary i josefa ve mba nitaiza tsara an'ilery ihany tamin'izy mbola kely ?

ary raha nanana rahalahy sy anabavy ilery dia ahoana ny fifandraisan'i lery tamin'izy ireny taty aoriana ?
11. ikaretsaka ( 11/04/2007 04:51)
nikopol> lery aza tsy niaratra ko lam lam @ ahoooona ary
12. lapino ( 11/04/2007 15:50)
Rehefa jerena ny baiboly dia tsy dia resaka araka ny nofo loatra no tena nampitain'Andriamanitra.

Isika olombelona anefa dia tsy mahita afa-tsy ny araka ny nofo. Izany no mahatonga ny fanontaniana ohatra an'izao.

Izany koa le analan-dry zalahy azy amin'ilay film "la vie de Brian" :D
13. rakaroka ( 11/04/2007 22:05)
Ka aiza ihany kosa aza no ahatsapana hoe tena
olombelona tahaka antsika koa izy: tsy hoe noana ihany satria ny biby aza mba noana koa fa ny iaina'ny oln koa e!Raha ny maha Atra Azy foana 'gné no resahina dia ho very ny naha olona azy!
14. cutie ( 11/04/2007 23:55)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 12-04-2007 00:05:45
Lohateny : Re : Jesoa [ ]
Ka aiza ihany kosa aza no ahatsapana hoe tena
olombelona tahaka antsika koa izy: tsy hoe noana ihany satria ny biby aza mba noana koa fa ny iaina'ny oln koa e!Raha ny maha Atra Azy foana 'gné no resahina dia ho very ny naha olona azy!

za mba gaga:-D
15. cutie ( 11/04/2007 23:56)
Isika olombelona anefa dia tsy mahita afa-tsy ny araka ny nofo. Izany no mahatonga ny fanontaniana ohatra an'izao.

fa in njay azy no tokony ho hita:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6425