Mangataka toni-kira !
1. Rafotsy
(
08/04/2007 19:16)
Manao ahoana daholo ô !!
Sao mba misy manana ny tonin'ity hira ity nareo :
o isa o , o isa o , isaky izay mahatsiaro anie aho ka malahelo ,
o roa e , o roa , rohizan'ilay olon-tiako anie ka tsy afa -miala ,
o telo , dia efatra etc.. , fa tsy tadidiko intsony !
Hira efa ela be mihintsy izy io , ary tsy fantako akory ny mihira azy !
Misaotra mialoha e !:-*:-*:-*

répondu par cmbolatiana le 16/04/2007 14:00
4. pissoa
(
08/04/2007 22:08)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1389
Cutie : toa ny feo gasy ny manao azy fa tsy Rakoto rery k !

6. Rafotsy
(
09/04/2007 07:28)
Misaotra be dia be ! Tena io mihintsy ilay izy !
Afaka mi geste i Rafotsy sy Rabaina rehefa takariva amorom-patana !
Tena milay daholo nareo satria nihevitra aho hoe tsy ho fantatrareo akory @ fahatanoranareo eto @ ity serasera ity !=D:-*:-*:-*

9. cmbolatiana
(
16/04/2007 14:00)
rehefa ilay mba mivazivazy sy mivazovazo iny izahay dia mamadika io tonokira io hoe :
Na tsara tarehy aza itena
Ka tsy ao amin'itena ny hena
Ny alika eny an-tsena
No mitovy amin-tena a
:lol::-D:P
Na tsara tarehy aza itena
Ka tsy ao amin'itena ny hena
Ny alika eny an-tsena
No mitovy amin-tena a
:lol::-D:P