SFX Fianarantsoa,LRR

1. Rojo ( 07/04/2007 15:26)
Mba aiza dahola amin' izao ireny ancient lasa aty andafy ireny. toa tsy mba henoheno. Raha any nareo dia mamalia o!8O:o
répondu par xxx le 14/08/2007 20:01
2. Stretch ( 07/04/2007 15:31)
za SFX fa antanimena , fa efa tena tam ela be .
3. sitlo ( 07/04/2007 15:50)
ndry zany XSFX
4. Stretch ( 07/04/2007 15:52)
5. ikaretsaka ( 07/04/2007 16:33)
hay ve misy mpianatr'i Germain ato e
6. Ralay ( 08/04/2007 08:08)
Rojo: taona firy ianao no tao @ SFX fianarantsoa fa zah efa maintimolaly tao koa.:lol:
7. Rojo ( 08/04/2007 16:26)
Promotion 2003.
Zay alou mpianatr' i Germain e! sady voantso matetiteta tao miresaka aminy.
tsy mba misy henohenoko mihintsy ny ankizy rehefa lasa fa dia niparitaka daolo.
aia aby ny olo :lol:?
8. ikaretsaka ( 08/04/2007 16:57)
rojo> hay ve..
Izahay tsy SFX da mpisangisangy taminy tany @ seminera fa promo talohanay izy . dia izao mpiray fikambanana aminy!
9. Ralay ( 08/04/2007 17:46)
Tsy haiko zany ry Rojo izahay efa t@ taona 73 no nididtra nianatra tao.
10. Rojo ( 08/04/2007 19:41)
hay ve e!
veloma any am Mompera. Veloma hoy Rojo Rasamoelina hoe fa fantany za.Diso fantany loatra aza.
:-D
11. ikaretsaka ( 13/04/2007 15:31)
fa nanadala an'i mompera tao sa naninona tao?
12. Rojo ( 16/04/2007 22:43)
nanadala anazy ahoana ry ikaretsaka a! mpianany izay e!
izahay anie ka zanak' i Pere germain hhehehehe
13. xxx ( 14/08/2007 20:01)
Rojo > Ary za nahalala Rasamoelina tao @ SFX fa tsy Rojo ny fanampin'anarany. Nipetraka teny Ivory atsimo ry zareo. 404 fam fotsy... Sa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2531